Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Jona, 2010
Jamaika: ‘Dudus’ eo ambany fanaraha-maso
Nivoaka omaly ny vaovao fa voasambotra ihany ilay lehilahy nokarohina hatramin'ny tany Jamaika, Christopher ‘Dudus’ Coke – ny fandefasana azy any Etazonia izay mbola andrasana, hiatrika ny fiampangana azy amin'ny...
50 taona taty aoriana, fahaleovantena sy ozon'ny harena voajanaharin'ireo tany Afrikana mampiasa ny teny frantsay
Mankalaza ny faha 50 taona nahazoana ny fahaleovantenany ny tany Afrikana mampiasa ny teny frantsay amin’ity taona 2010 ity. Ho fanamarihaa io fitsingerenana io dia nisy fihaonan’ny Afrika-Frantsa tany Nice,...
Torkia: mety mbola ho tafaverina indray ve ny fifandraisana amin'Isiraely?
Satria moa nanatri-maso tamin'izay nitranga tao anatin'ny “vondron-tsambon'ny fahafahana any Gaza” notarihan'ny Tiorka iza tontolo izao dia nahita ihany koa ny fahasimban'ny fifandraisana teo amin'ireo Governemantan'i Torkia sy Isiraely. Mivandravandra...
Hongrie: Tatitra an-tsary sy video avy amin'ireo mpitoraka blaogy momba ny tondra-drano
Tsy mbola tapitra akory ny tondra-drano namely ny faritra Afovoany sy Atsinanan'i Eraopa tamin'iny herinandro lasa iny. MTI, masoivohom-baovao iray avy any Hongrie, dia nitatitra fa hatramin'ny 15 May fa...
MENA: Mila misafidy i Israely
Avy any ankavia, havanana, afovoany, mirarak'ompana ny fanamelohana taorian'ny fanafihan'i Israely ny sambo Tiorka nizotra ho any Gaza mba hanatotra fanampiana noho ny maha-olona no sady handrava ny fahirano atao...

