Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Mey, 2008
Bahrain : “Fahirano” atao ireo teratany Bangladeshy
Taorian'ny nitrangan'ny loza andro vitsy izay, izay namonoan'olona ity teratany Bahrainy iray nohon'ny fandavany handoa ireo fanampin-karama 500 fils (1.3 USD) izay notakian'ity Mekanisiana teratany Bangladeshy iray tamin'ny asa notanterahiny,...
Nizeria/Afrika Atsimo : Nizeria miatrika an'i Afrika Atsimo
Nanjaboy avy any Nizeria, no mizara izay fomba fijeriny ny izao krizy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any Afrika Atsimo izao : Lest we have forgotten, Nigerians economy now harbors the...
Diary iombonana hoan'i Afrika miteny Pôrtogey
Ny mpanao gazety mpiblaogy Orlando Castro monina any Angôla no manapariaka ao amin'ny Alto Hama ny fivoriana hotanterahin'ireo firenena Afrikana miteny Pôrtogey izay hanomboka amin'ny faha-28 May 2008 any Lisboana,...
India : Ny boky masina Kôran sy ny tafika Amerikana
Indian Muslims Blog [Blaogin'ny Silamo any India] no mitatitra ny nanaovan’ ireto miaramila Amerikana ny boky masina Kôran ho ivon-kendrin'ny tifitra bala any Iraka : On May 9, 2008 American soldiers...
Nizeria : Antso hanaovana ankivy ny British Airways
Thy Glory O Nigeria..! [Izato Lazanao ry Nizeria..!] no manapariaka ny antso hanaovana ankivy ny British Airways hoan'ireo Nizeriana mpiray tanindrazana aminy : Boycott British Airways. We can do with...
Iran: Aostralia sy ny filoha Iraniana
Niteny i Anthony Lowenstein fa “eo ampakana hevitra” hahazoana mitory ny filoha Iraniana Mahmoud Ahmadinejad ankehitriny ny lehiben'ny fampanoavana Robert McClelland,ao Aostralia, noho ny resany mikasika ny “fandravana” an'Isiraely. Mizara...
Palestina : Mamaham-bolongana ho an’i Palestina amin’ny 15 mey
Marihina amin’ny 15 mey 2008 ny fahaenimpolo taonan’ny Nakba na fahatsiarovana ny namindrana ny Palestianiana hiala an’Isiraely. Mazava loatra fa ho an’ny Isiraeliana izany dia midika ho fahaenimpolo taonan’ny fahaleovantenany. Ary ho an’ny mpamaham-bolongana kosa dia midika ho Andron’i Palestina ny 15 Mey.
Libanona: ady ivelan'ny fisamatsamahana ara-pivavahana
“Nanasongadina ny fisarahana politika lalina izay mihoatra (ambadiky) ny fisamatsamahana ara-pivavahana ny tenin'i Nasrallah, Fa misy ny mihevitra an'i Libanona ho toeram-pamaharan'ny tandrefana hanjakazakana ao amin'ny faritra izay mifanohitra amin'ireo...
Serbia: Ny fifidianana parlemantera
Fanehoan-kevitra iray ao amin'ny A Fistful of Euros‘ mikasika ny fifidianana Serba: “Tsy nisy nanampo ny valim-pifidianana saingy hoy aho hoe misy hafatra tian-kampitain'ireo mpifidy araka ny fijery serba milaza...
Afrika : Mirongo basy ravahana raozy
Khadija Sharife no miresaka momba ireo [mety ho] tombotsoa ara-miaramila hoan'ny Amerikana any Afrika : According to the US African Command website, Somalia -– invaded by US backed Ethiopian troops...