Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Marsa, 2008
Japana: Nialàn'ny Nissan i Richard Gere
Niteraka fanehoan-kevitra an-jatony tao amin'ny dinika (forums)[ja] sy setriny avy amin'ny mpamaham-bolongana ny tati-baovao iray [ja] (fehiny amin'ny teny anglisy) izay nahafantarana fa nofoanan'ny Nissan ny fifanarahana tamin'i Richard Gere...
Arabeyes : Tsy Rototra tamin'ny Fifindran'i Magdi Allam ho Katolika ny Mpitoraka Blaogy
Maro ny olon-dehibe nifindra Katolika ary nataon'ny Papa Benedict XVI Batemin'ny tamin'ny faran'ny herinandron'ny Paka teo. Isan'ny natao Batemy tamin'izany i Magdi Allam, Silamo, teratany Ejypsianina, nonina tao Italia nandritra...
Japan: bolongana spam
Navoitran'i Asiajin ny fanarahamaso nataon'i laboratoara mpanaramaso ao Nifty izay nahatsikaritra fa spam na mpandotorano fotsiny ny 40%n'ny bolongana Japoney.
Irak tao anaty dimy taona: Nihetsika izao tontolo izao
Anio, 19 mars, no manamarika ny fahadimy taonan'ny “Ezaka ho fanafàhana an'i Irak”. “Tany amboalohany dia tetika nentina handrodànana an'i Saddam Hussein sy ” hamàrana ny ady tsy mbola miantomboka”...
Serbia: Ny fanoheran'i Cavic (ny fahaleovantenan'i) KOsovo
Balkan Baby no manoratra momba ilay tompon-dakan'ny lomano Milorad Cavic: “Maro aminay izay nanohana tanteraka ny fahaleovantenan'i Kosovo no hanohana ny fanoheran'i Cavic ihany koa na dia mifandaka aza ireo...
Brezila sy Haiti: Rio de Janeiro sy ny Mpampandry tanin'ny Firenena Mikambana
Namakafaka lalina i Aloisio Milani [pt] fa “mety ho foto-dalàna sady azo heverina no azo ampiharina amin'ny fampanjakana ny filaminam-bahoaka ny fidiran'ny tafika an-tsehatra anivon'ny tanàna breziliana efa miaina herisetra...
Kuwait : Mangala-tahaka ny tandrefana amin'ny zavatra rehetra
Manentana ny mpamaky i Frankom [Ar], mpitoraka blaogy iray avy ao Kuwait, hampitsahatra ny fakana tahaka ny Tandrefana amin'ny zavatra rehetra – manomboka amin'ny tantara sy sarimihetsika alefa amin'ny fahitalavitra...
Liban : Ny fifidianana Filoham-pirenena sy ny ireo fanohanana avy any ivelany
Efa dimy volana izao no tsy nanana Filoham-pirenena i Liban. Efa in-15 no nahemotry ny Filohan'ny Parlemanta ny fifidianana. Ny Parlemanta ao Liban, izay misy olom-boafidy 128, no tokony mivory...
Sina : Miady amin'ny mpanao gazety tandrefana milaza ny momba an'i Tibet ny mpitoraka blaogy sinoa
Raha nandre ny vaovao hoe ny Tibetana dia mandidy sofin-jaza sy mandoro olona velona, dia nandrobaka ny voalaza diso momba ny toejavatra any Tibet ny Sinoa amin'ny Internet ary toa...
Isiraely: Fitsidihana manantantaran'i Merkel
Ny kabarin'i Angela Merkel teo anoloan'ny antenimiera Isiraeliana (Knesset) no voalohany indrindra nataona mpitondra fanjakana Alemana ambony hatramin'izay. Nikasa Ramatoa Merkel ny hikabary amin'ny teny alemana saingy nahatezitra ireo sisam-patin'ny...