Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Febroary, 2019
Lasa loharanon-dahatsoratra ho an'ny fifaninanana fandikan-teny manerantany any amin'ny Repoblika Tseky ny Global Voices
Strč prst skrz krk. Tsia, tsy kitendritendry tsinahy nataon'ny saka nandeha teo ambonin'ny kitendry io akory fa tena fehezanteny Tseky misy izay midika hoe ‘alefaso any an-tenda ny rantsan-tanana’. Angamba...
“Tsy maintsy hajaina ny endrika jeopolitika, saingy tsy tokony ho rendrika ao anatiny isika”
"Antenainay mba tsy ho lasa toerana hifanandrinana ny habakabaka"
Resaka famerenan’i Frantsa ireo asakanto avy aty Afrika
Avy any Tchad (zavakanto miisa 9.200), Kamerona (7.800) ary Madagasikara (7.500), ny ankamaroan’ireo vakoka Afrikana hita ao amin’ny Mozea Frantsay.
Miaraka amin'i Rosia sy Shina ny firenena Karibeana amin'ny fanohanana an'i Venezoela araka ny sarintanin'izao tontolo izao nasehon'ny Foreign Policy
Mety mahaliana tokoa izany raha ara-jeôgrafia politika, saingy tsy maneho taratra ny zava-misy marina.
Ireo Syriana mialokaloka ao Libanona miatrika tafiotran-dranomandry mahery vaika sy fepetra tsy manaja ny mahaolona any an-toby
"Marary ny olona. Feno rano na aiza na aiza. Tsy afa-matory izahay amin'ny alina. Efa toy izany telo andro izay. Mipetraka izahay amin'ny alina, manaramaso ny ankizy nefa tsy afa-manao na inona na inona ho azy ireo."
Misalasala hankato na tsia ny maha-filohan'i Venezoelà an'i Guaidó ireo firenena ao Karaiba
"Raha toa hamoritra an'i Venezoelà ireo hery ao amin'ny faritra, alaivo sary ao an-tsaina hoe iza no hizaka ny vokany ? Ireo firenena mpifanolo-bodirindrina."
Tapaka Ny Hevitr'ireo Firenena Karibeàna Hilaza Izay Ao am-pony momba An'i Venezoelà
"Saingy izay miseho ao Venezoelà dia tena manana lanja mavesatra amin'ny resaka jeopolitika ho an'ny faritra Karaiba, ary efa naneho fileferana betsaka ny CARICOM faramparany teo."
Fankalazàna ireo Fetim-pirenena Roa an'i Koety
Fetim-pirenena roa no nankalazaina tao Koety tamin'ny herinandro lasa teo - ny iray tamin'ny 25 Febroary ary ny faharoa kosa ny 26 Febroary. Mailaka ireo bilaogera Koetiana nisikotra ny tantaran'ireo fankalazàna ireo.