Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Septambra, 2022
Norahonan'ny nosy Solomon tsy hiditra ny firenena ireo mpanao gazety vahiny ”tsy manaja”
"Tsy misy ifandraisany amin’ny “fitantarana manambany” sy izay rehetra ifandraisany amin’ny fitondram-panjakana any Honiara tsy mahazaka fanadihadiana izany."
Nigorodana tao amin'ny media sosialin'i Taiwan ny faikam-baovao taorian'ny fitsidihan'i Pelosi Mpitondratenin'ny Antenimieran'i Etazonia
Nokendrena indrindra hanevatevana an'i Pelosi ireo vaovao sandoka nivezivezy tao Taiwan nialoha-nandritra-taorian'ny fitsidihany, ho fanehoan-kery ara-miaramilan'i Shina amin'ny sarinady, anambaniana ny satan'i Taiwan.
Nampiasain'ny polisy Indiana ny sioka taloha hisamborana mpanao gazety Miozolomana fantatra ho nampiharihary vaovao tsy marina
Nahazo fanamelohana maro ny fisamborana ilay mpanao gazety indiana sady mpiara-manorina ny tranokalam-panamarinam-baovao AltNews, Mohammed Zubair, noho ny sioka tamin'ny taona 2018.
Miatrika fahasahiranana ny fanadihadiana momba ny ‘ady amin'ny zava-mahadomelina’ rehefa mandà ny hiditra ao amin'ny ICC indray i Filipina
"Diso ny hevitr'i Marcos - tsy misy fanadihadiana marina momba ny politikan'ny governemanta ao Filipina na ny fomba fiasa izay nitarika ireo heloka bevava tamin'ny olombelona."
Mankalaza ny Fitroarana 8888 tao Myanmar ireo mpikatroka sy mpanakanto ao Thailandy
Mitaky ny fahanginantsika hamono olona izy ireo, ka tsy avelako ry zareo hampiasa ny fahanginako ho fialan-tsiny hamonoana olon-kafa.