Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Jona, 2008
Faritra Balkanika : Michael J. Totten mpizahatany
Michael J. Totten ao amin'ny gazety Middle East Journal no manapariaka lahatsoratra ravahina sary mikasika ny diany farany tany amin'ny faritra Balkanika (93 ireo hafatra voarainy); LimbicNutrition Weblog kosa dia nanoratra...
Palestina : Maka bahana … mitifitra [sary] … dia nahamarika
Nampitombo isa ny fandresena norombahan'ny ady hoan'ny rariny ara-sosialy [social justice] i Muna Nawajaa. Nampiasa itony fakana lahatsary [camera] izay fanomezan'ny fikambanana B'Tselem's Shooting Back project azy, i Nawajaa izay Ramatoa...
Libanona: Fitsidihana tampoka nataon’i Condoleezza Rice
Ny Alatsinainy16 jona lasa teo, ny Sekreteram-panjakana Amerikana Condoleezza Rice dia nivahiny tampoka ora dimy tao Libanona. Nanambara izy ny fanohanan’ny governemantany ny filoha Libaney vao lany tsy ela akory...
Madagasikara : Nahoana i Afrika no tsy mba avela hijery ny fiadiana izay ho tompon-dakan'i Eorôpa amin'ny baolina kitra UEFA ?
Raha mbola mankafy eo am-panarahana izay fiadiana izay ho tompon-dakan'i Eorôpa amin'ny taranja baolina kitra UEFA izao tontolo izao, firenena maro any Afrika no tsy afaka manaraka afatsy lalao 8...
Nizeria : Tsy misy izay ilàna azy ny Masoivoho Frantsay
Adeola Aderounmu mpiblaogy Nizeriana no manapariaka ao amin'ny Thy Glory O Nigeria..! [Izato lazanao ry Nizeria ô ..!] mihevitra fa tsy misy izay ilàna azy ny Masoivoho Frantsay any Nizeria :...
Rosia : Ny fahalalahan'ny mpanao gazety
Nisy ady hevitra mahaliana mikasika ny fahalalahan'ny fanaovan-gazety any Rosia tao amin'ny New York Time amin'ny teny Rosiana, ao amin'ny Live Journal. Mahery ny 1000 ny hevitra avy amin'ny mpitoraka...
Sômalia : Famonjena an'i Sômalia
Rob Crilly mpanao gazety mahaleotena, fotsy hoditra izay monina any Nairobi, any Kenya, no mitatitra mikasika an'i Afrika hoan'ireo gazety fanta-daza miteny anglisy maro [The Times, The Irish Times, The...
Madagasikara : Mizarazara hevitra ireo mpiblaogy mikasika ny fanampiana ireo tra-boin'ny horohorontany any Sichuan
Nanolotra fanampiana ho fandraisana anjara amin'ny fiaraha-mientana iraisam-pirenena ho fanohanana ireo tra-boin'ny horohorontany any Sichuan, any Shina, ny governemanta Malagasy. Ny halehiben'ny voina sy izay fahasimbana dia nanosika ny governemanta...
Mozambika : Resaka vary sy izay fahaleovantenantsika
Manoina ny antso avon'ny fanjakana Japôney mba hisian'ny fiaraha-miasa hanampy an'i Afrika, mba hampitombo avo roa heny ao anatin'ny folo taona ny vokatra vary any Afrika, nandritra ny fivoriambe Iraisam-Pirenena TICAD [Tokyo...