Tantara mikasika ny Fifandraisana iraisam-pirenena tamin'ny Septambra, 2007
Ukraine : Fifidianana ao amin’ny Nosin’ny Menarana
Ny Ukraine List dia hanaramaso ny fifidianana solombavambahoaka hatao ny 30 septambra ho avy izao ao amin’ny nosin’ny Menarana izay ahitana mponina 50 ka hatramin’ny 100, araka ny fomba fanisana...
Madagasikara: ny momba ny fandroahana any Frantsa
Ny tahotra mpifindra monina, nampian’ny fifampihenjanana eo amin’ny samihafa volon-koditra sy ny rotaka tany amin’ny faritra manodidina ny tanandehibe tamin’ny ririnina 2005, no nanosika ny Minisiteran’ny atitany frantsay hanenjana kokoa...
Guadeloupe: Anjaran’ny tera-tany tsy Amerikana na Eoropeanina amin’izay izao no mitantana ny FMI
Notsikerain’ ny mpanoratra ao amin'ny Blog'ny C.P.N.G ( na ny Vovonana Hanorenana Guadeloupe Vaovao )ny fikasana azo vinanina atsy ho atsy hanendrena Eoropeanina ho Tale Jeneralin'ny F.M.I.: Efa tonga ity...