Tantara tamin'ny 19 Jolay 2017
Mbola Notànana Ireo Mpiaro Ny Zon'Olombelona Any Torkia
Tao anatin'ny sioka amin'ny anaran'ny ekipany, nampahatsiahy ny ezaka nataony ny Amnesty International mba hiarovana an'i Erdogan (Filoha Tiorka) rehefa nosamborina tamin'ny taona 1998 izy nandritra ny naha-ben'ny tanànan'i Istanbul azy.
Fanoherana Ny Fampijaliana Any Am-ponja: Nitokona Tsy Hanendry Hanina Iray Volana Sy Tapany Ilay Mpikatroka Emirati
Voafonja fito taona an-tranomaizina i Imran al-Radwan noho ny fitakiana fanovana ao Emirà Arabo Mitambatra.
Japana Mankalaza Ny Andro Natokana Ho An'ny Saozaha Marihitra Sady Manitra
Ny Alatsinainy 10 Jolay , nankalaza ny sakafo ankafiziny avy amin'ny tsaramaso mialonandro 'natto' i Japana.
Kolombià: Angatahan'ny Filoha Ny Vahoaka Hanome Vaovao Momba Ny Heloka Bevava
Noho ny fahitàna ny fitomboan'ny heloka bevava any amin'ireo tanàna Kolombiàna maro, nantsoin'ny filoha Uribe ireo mpianatra eny amin'ny anjerimanontolo ao Medellin sy ny mpamily fiarakaretsaka ao Cali mba hiasa ho toy ny mpanome vaovao momba ireo heloka bevava mety hisy.
Fifaninanana Youtube Ho An'ny Te-ho Mpanao Gazety
Araka ny efa voalaza tamin'ny volana Aogositra, manomboka ny Project : Report [Tetikasa : Tatitra] ao amin'ny YouTube sy ny Foibe Pulitzer , izay fifaninanana ho an'ny te-ho mpanao gazety, ary efa vonona amin'ny toerany avokoa ny fitsipika sy ny torolalana rehetra.
Ejipta, Firenena Misy Gadra Politika An'Arivony Maro
Naiditra am-ponja daholo ry zareo ireo ary tsy hoe fotsiny tsy nomena zo hahazo fitsaràna, fa na dia tsy hitan'ny fitsaràna aza izay maha-meloka an-dry zareo ary efa namoahana didy famotsorana, dia mbola mitohy mihiboka am-ponja izy ireny
Jamaika : Mitondra Otrikaretina VIH Aho
Haiti, Bahamas ary Trinidad sy Tobago no faritra ao Karaiba manana ny isa tena avo indrindra amin'ny fitondràna ny otrikaretina VIH/SIDA.