Raha tsy mivaha velively izao fiokoana any Atsimo izao, mety hahita ny fiitatry ny afy isika aoriana ao ka mety hivandravandra amintsika ny toe-javatra tahaka ny fivakisana mitranga any Mali.
Fijery mamoaka ny heviny amin'ny ady ankehitriny [fr] ao amin'ny faritra avaratr'i Madagasikara. Mihoatra ny 100 ny olona maty tamin'ny herinandro raha nampihatra ny fitsaram-bahoaka tamin'ireo mpangalatr'omby ny tantsaha.
1 hevitra
Ny ahy ny tena mampanahy ahy dia hivadika toy ny atsy Kenya io fifamonoana any atsimo io. Ny any Kenya efa mifanafika amin’ny antsy be sy famaky ny olona.