Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Septambra, 2017
Nikatona ny Cambodia Daily Rehefa Nandrahona Azy Hampandoa Hetra Mihoa-Pampana ny Governemanta
"Nanary ny endrika manandanjan'ny fimaroan'ny fampitam-baovao ao amin'ny ny Fitondrana Entim-Panjaka. Nanary ny kianja fanazarantenan'ny mpanao gazety Khmer. Nanary ny jirobe iray fahazavan'ny fahalalaham-pitenenana."
Nanakatona Seha-Baovao Miisa Enina i Kambôdza
"Hita fa mampiasa fanasarotana ara-teknika ampifanarahana amin'ny lalàna ny governemanta kambôjiana hanafenany ny tena tanjona hampanginana ireo feo mahaleotena."
Nampisavorovoro Ireo Mpanara-Dia Azy An-tapitrisany Ny Fanamelohana Ilay Mpitondra Fivavahana Indiana Ho Nanao Fanolanana
Raha nankany amin'ny fitsarana tao Panchkula ity mpitarika ny Dera Sacha Sauda ity niaraka tamin'ny fiara miisa 700, dia nifamory teny an-dalamben'ny Haryana sy Punjab kosa ny mpanaradia azy an'arivony mba hanohana ny ' olon'andriamaniny.'
Azia Atsimo: Holi, Fampakarambady, Bollywood, Ranomandry, sns…
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Martsa 2007) Arahabaina isika rehetra mpamaky nahatratra ny Holi. Ny fetiben'ny loko fanaon'ny Hindò rehefa lohataona no isan'ny fetibe nentindrazany tena malaza indrindra any India sy Nepal. Lazain'ny South Asia Biz hoe ny tarika Indiana mpilalao Cricket, izay tany Karaiba tamin'io fotoana io hiady izay ho...
Namely An'i Haryana Sy Punjab Ny Fanakatonana Aterineto Farany Indrindra Tao India
Efa nahitana fanakatonana ny aterineto miisa 106 tao India hatramin'ny taona 2012 araka ny voalazan'ny Foiben-Dalànan'ny Fahalalahan'ny Rindrambaiko ao New Delhi.
Namoaka Didy Ny Fitsarana Ambony Ao Goatemala Fa Tsy Afaka Mandroaka ny Mpiantsoroka ny Ady Amin'ny Kolikoly Ny Filoha
Niverina an-dalambe ireo Goatemalteka mba hankalaza ny fanapaha-kevitry ny fitsarana ary mitaky ny fialan'ny filoha.