Tantara mikasika ny Lalàna tamin'ny Jolay, 2008
Rosìa : Andron'ny Mpianakavy, ny Fifankatiavana ary ny Fanajana ny Fanambadiana
Ny Andron'ny Fitiavam-bady sy ny fahasambaran'ny mpianakavy – nankalazaina tamin'ny faha-8 Jolay, Môskoa, Rosìa (sary nalain'i Veronica Khokhlova, mpanoratra ny lahatsoratra nadika) Nahazo andro tsy fiasana vaovao iray indray i Rosìa...
India : Mpanamory fiaramanidina lahy sy vavy voaroaka nohon'ny lanjan'izy ireo diso tafahoatra
Pascale avy any Abu Dhabi [Fanjakana Arabo mitambatra] no mitatitra ao amin'ny Natifnatal ny fanapahan-kevitry ny fitsarana avo any India izay manome rariny ny fanapahan-kevitry ny orinasam-pitaterana an'habakabaka Air India...
Repobilika Tsheky: Fifanarahana momba ny radara
The Reference Frame no manoratra ny soniam-pifanarahana misy eo amin'i Etazonia sy ny Repobilika Tsheky momba ny hametrahana radara any – ary manamarika fa “ao amin'ny mpampiasa aterineto , 3/5...
Rosia: Veloma mandrakizay ry “khrouchtchevki”
Andro vitsy lasa izay, drugoi, iray amin’ireo mpitoraka blaogy rosiana isan’ny be mpahalala sy malaky misandrahaka indrindra, dia nandefa tamin’ny LiveJournal, izay fampiasany, sary 17 maneho tangoron-trano iray ao Mosko,...
Shina : Raràna ny fanaovana tatitra ara-blaogin-dahatsarin'ny manodidina ny lalao Ôlaimpika
ProState in Flames izay mpitatitra an-gazety sy mpiblaogy no mitatitra mikasika ny fanambarana nataon'i Xu Chao, izay tale jeneralin'ny sampan-draharaha misahana ny zon'ny mpamorona [copyright] izay nanambara fa raràna ny...