Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Marsa, 2019
Shina: Efa nosakanana indray ny YouTube
(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) [Vaovao farany etsy ambany] Raha nandalo ny fanakatonana tanteraka ny Tibet ary niparitaka tao amin'ny YouTube ny lahatsary iray nampiseho ny toe-draharaha feno herisetra dia nanomboka nahatsikaritra ny olona tany Shina fa tsy azo nidirana ny tranonkala fifampizarana lahatsary. Nanao...
Shina: Voaheloka higadra telo taona ilay mpitantana ny tranonkala mpiaro ny zon'olombelona
Ity no fisamborana faharoa an'i Huang. Nosamborina izy tamin'ny 3 Jona 2000 noho ny fiampangana azy tamin'ny "fandrisihana fanakorontanana" ary voaheloka higadra dimy taona an-tranomaizina. Voampanga ho namoaka lahatsoratra momba ny hetsi-panoherana nosoratan'ireo mpanohitra monina any ivelany izy tao amin'ny tranonkalany.
Miara-miasa amin'ny Google ny Global Voices amin'ny lokan'ny fahalalaham-pitenenana
(Marihina fa tamin'ny volana Desambra 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Natao ny 29 Desambra 2009 ny fanendrena ho an'ny Loka Breaking Borders , loka vaovao nokarakarain'ny Google sy ny Global Voices ho fanomezam-boninahitra ireo tetikasan'ny tranonkala miavaka ataon'ny olon-tsotra na vondrona izay mampiseho herimpo, fahavitrihana ary hakingana amin'ny fampiasana ny...
Mampiaka-peo manohitra ny volavolan-dalàna momba ny heloka an-tserasera ao Iràka ireo mpikatroka
Manome sazy an-tranomaizina lava ilay volavolan-dalàna, anisan'izany ny famonjàna an-tranomaizina mandrapaha-faty noho ny lahateny manohintohina.
Egypta: Nekena tamin'ny fomba ofisialy ny fanaraha-maso ny mailaka
(Marihina fa tamin'ny volana Janoary 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Na dia liana kokoa momba ny politikan'ny governemanta Egyptiana tamin'ny famerana ireo andian-tafika nalefa tany Gaza aza ny fampitam-baovao tao an-toerana sy iraisam-pirenena, dia tsy misy vaovao firy momba ny fanaraha-maso nataon'ny governemanta Egyptiana an'ireo mpikamban'ny andian-tafika. Nanambara ny manampahefana...
Vaovao farany momba an'i Hoder
Nisy tranonkala sy bilaogy nanoratra tao anatin'ny andro vitsivitsy fa nosamborina i Hossein Derakhshan, Hoder. Nilaza zavatra roa hanaporofoana izany tamin'ny filazana toy izao izy rehetra ireo: ny tatitra avy amin'ny tranokalam-baovao Iraniana Jahan News sy ny zava-misy fa tsy nanavao ny bilaoginy nandritra ny 2 herinandro i Hoder.
Egypta: nanjavona ny bilaogera iray raha mbola voatazona any am-ponja ny iray hafa na dia teo aza ny didin'ny fitsarana
Nanjavona nanomboka ny Zoma 21 Novambra 2008 ilay bilaogera Mohammad Adel izay mitantana ny bilaogy Maeit ( efa maty! ) . Araka ny notaterin'i Wael Abbas tao amin'ny Twitter , voalaza fa hihaona amin'ny mpanao gazety Amerikanina iray mba hanatontosa antsafa i Adel saingy tsy nipoitra izy.
Mahazo fikarakarana manokana VIP ao amin'ny Instagram ny saka mirenireny Japoney
Minamana amin'ny saka ilay mpaka sary tsy mitonona anarana ary naka pikantsarin'ny saka mirenireny an'arivony avy any amin'ny toerana tsy fantatra any Japana.
Rivodoza nandrava tany Zimbaboe sy manerana ny Atsimon'i Afrika
"Mampalahelo fa nisy ny aina nafoy sy ny fananana simba."
Bilaogy Maleziana nampiseho sainam-pirenena mitsimbadika
Ny taty amintsika nodiana fanina ilay sainam-pirenena mivadika teo amin'ny antenimieran-doholona tamin'ny tetezamita 2009-2013