Liva Andriamanantena · Novambra, 2018

I am a passionate translator of English to Malagasy and Malagasy to English. I have been working as a freelance translator since 2016.

imailaka Liva Andriamanantena

Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Novambra, 2018

Andrana bilaogin-dahatsary avy any Accra

  30 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Ity ny androko faharoa tao amin'ny cybercafe BusyInternet tao Accra, Ghana, ary nanandrana ny famintinana lahatsary aho mba hahitako raha azoko atao ny mamolavola ny halehibe mety handefasana sy hitrohana lahatsary. Miadana kokoa noho ny any Etazonia ny fifandraisana eto,...

Ny bilaogy tsara indrindra tany Kôsta Rika

  28 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Novambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nisafidy dimy tamin'ireo bilaogy  Kôsta Rikana tsara indrindra ny vondrona Bloggos . Ireo bilaogy miisa dimy tafakatra dingana famaranana: Caos entre ángeles y demonios fusildechispas betobeto.com korova-milk-bar Medea Material Mirary soa ho an'ireo tafakatra famaranana .

Ny WSIS Youth Caucus any Ghana

  28 Novambra 2018

Vao nahavita ny antsafa nifanaovana tamin'i Leopold Armah sy Regina Banini avy ao amin'ny WSIS Youth Caucus any Ghana aho, nifampiresaka momba ny andraikitry ny tanora Afrikana ao amin'ny Fihaonambe Iraisam-pirenena momba ny Fiarahamonin'ny Fampitam-baovao nokarakarain'ny Firenena Mikambana. Manasa anao hihaino ny rakipeo i Andy.

Ao anatin'ny tontolon'ny bilaogy Japoney

  24 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanolotra ny fitantarana mivantana momba ny horohorontany tany avaratr'i Japana ireo bilaogera Japoney . Hoy ny bilaogera Japoney iray: The fridge door swung open, the goldfish bowl fell off the shelf, and it was just a terrible situation inside...

Ireo bilaogera nanohitra ny fanakorontanan'ny mpandroba tamin'ny 1 Mey

  24 Novambra 2018

(Lahatsoratra tamin'ny mey 2006) Mankalaza ny voalohany Mey isan-taona ny Foiben'ny Vondron'ny Mpiasa (CUT), manerana ny tanàndehibe ao amin'ny firenena. Tao Santiago, nanomboka vao maraina niaraka tamin'ireo mpiasa rehetra ny diabe am-pilaminana tany Alameda, iray amin'ireo làlana lehibe indrindra ao an-drenivohitra. Nandray fitenenana avy eo ny solontena ambonin'ny CUT, Arturo...

Ao anatin'ny tontolon'ny bilaogy Japoney

  23 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanomana famintinana tsara dia tsara momba ny fomba fitantaran'ireo bilaogera Japoney ny fifidianana parlemantera tamin'ny 11 Septambra 2005 tao amin'ny firenena i David Jacobson ao amin'ny Japan Media Review . Ato anatin'ity lahatsoratra ity, i Jacobson dia nitatitra ny...