Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Avrily, 2017
Manamarika Ny Lohataonan'ny Nosy Grika Ao Chios Ny Lalady na ny Voninkazo Tiolipa ao An-toerana
Miresaka tantaran'ny fifindra-monin'ilay voninkazo ny voambolana lalady ao Chios rehefa miteny hoe tiolipa.
Hay Tena Kely Tokoa Ity Izao Tontolo Izao Ity : Fandraisampeo Mankany Amin'ny Lalina
Mandania fotoana miaraka amin'olona avy any amin'ny firenen-kafa, na miteny amin'ny fiteny hafa, ary tsy ho ela dia ho hitanao fa maro kokoa noho izay noeritreretinao tamin'ny voalohany ny zavatra itovizanareo.
Ny Hetsi-panoherana Gazaita Manohitra Ny ‘Fandripahana Karama’ Nataon'ny Fahefana Palestiniana
Mponina ao Gaza an'aliny no manameloka ny fanapahan'ny Fahefana Palestiniana ny karaman 'ny mpiasam-panjakana sy ny filaminana.
Novonjen'ny Hetsi-panoherana Tao Italia Tamin'ny Fanapahana Ireo Hazo Mihoatra ny Zato Taona Anjatony
Tsy zava-dehibe ho an'ny fiveloman'ny olona maro fotsiny ireo hazo ireo fa sarobidy ho an'ireo olona ao an-toerana ihany koa .
Moa Mampiseho ny Fifandonana amin'ny Mpitandro ny Filaminana Tato Anatin'ny Herinandro Vitsivitsy Tao Frantsa Ity Sarintany Ity?

Niparitaka be tao amin'ny Facebook sy Twitter ny sarintany navoaka mba hampisehoana "ny fifandonana teo amin'ny jiolahimboto sy ny polisintsika", ary noforonina tamin'ny volana Novambra 2005.
Moa Ve Tohanan'ny Al-Qaïda i Emmanuel Macron?

Tsia, mikasika ny fanambaran'ny kandidà nandritra ny fitsidihany tany Alzeria ity lahatsoratra ity , rehefa niantso ny fanjanahantany ho "heloka bevava atao amin'ny olombelona" izy.
Fantaro Ilay Mpikatroka Miezaka ny Hitondra An-tserasera ny Tanànakelin'i Okraina Iray

"Tsy tena tiako loatra i Eoropa. Ao Eoropa, efa vita avokoa ny 99 isanjaton'ny zava-drehetra ; eto, mbola misy ny asa tokony vitaina."
Moa Ve Mampiseho Vahiny Iray Midaroka Mpiasan'ny Hopitaly Roa Ao Frantsa Ity lahatsary Ity?

Mampiseho lehilahy iray midaroka mpiasan'ny hopitaly roa ny lahatsary iray nozaraina in-113.000 tao amin'ny pejy Facebook , kanefa tsy nitranga tany Frantsa izany.
Moa Ve Nalaina tamin'ny 17 Martsa Tao Amin'ny Sisintany Frantsay-Italiana Ity Sarin'ny Mpitsoa-ponenana Ity?

Nozaraina in-2000 mahery ny sarin'ny mpitsoa-ponenana maro be izay heverina fa handeha ho any Frantsa
Ny Halalin'ny Vaovao Tsy Marina Na Noforonina Eo Amin'ny Sehatra Iraisampirenena

Ohatra amin'ny vaovao tsy marina mikasika ny fifidianana ho filoham-pirenena Frantsay ao anaty lohahevitra mipoitra miisa 2 : ny herim-panintonana vahiny sy ny fandavana an'i Frantsa maro kolontsaina.