Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Liva Andriamanantena · Novambra, 2019

imailaka Liva Andriamanantena

Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Novambra, 2019

26 Novambra 2019

Fomba fijerin'ny Kashmirita iray manokana teraka tany Nepal ny krizy any Kashmir

Nivoaka tao amin'ny Oniversiten'i Kashmir i Aquib ary mipetraka sy manao raharaham-barotra ao Nepal. Niresaka tamin'i Aquib ny Global Voices Lingua Nepaley mba hanotany ny heviny momba ny antony nanafoanan'i India ny Adinin-dalàna faha 370 izay manome ny zo manokana ho an'ireo Kashmiris.

23 Novambra 2019

Mitohy ny fanakanan'i Iran ny tolotra iraisam-pirenena amin'ny fandraràna ny Google Play 

GV Mpisolovava

Mifanaraka amin'ny paikadin'ny manampahefana izay manery ireo mpisera Iraniana hampiasa ny fampiasa sy ny tolotra ao an-toearana ary mametra ny fahazoana mampiasa ny tolotra iraisam-pirenena ny fanapahan-kevitra hanakana ny Google Play.

20 Novambra 2019

Mampiseho ny fanagadrana ireo Japoney taorian'ny Ady Lehibe Faharoa ny teatira Tashkent

Tamin'ireo Japoney nogadrain'ny Firaisana Sovietika hanao asa an-terivozona taorian'ny fiafaran'ny ady dia olona teo amin'ny manodidina ny 25.000 teo ho eo no nentina nankany Uzbekistan.

18 Novambra 2019

Tsy manana olana lehibe amin'ny vaovao faikany i Kroasia, hoy ny mpanolotra vaovao

Hitako fa tsy dia manana olana lehibe amin'ny vaovao diso izahay aty Kroasia, farafahakeliny, tsy amin'ny fampitam-baovao mahazatra, fa saingy misy ny  fanolanana ny zava-misy sasantsasany eo amin'ny fetran'ny tontolon'ny fampahalalam-baovao.

09 Novambra 2019

Fanentanana iray manohana ilay mpilalao sarimihetsika Pakistaney Rabi Pirzada taorian'ny nivoahan'ny sariny mitanjaka

Mampiseho ny fomba hamelezana manokana ny olona amin'ny fahalalahany maneho hevitra ao Pakistan ny tranga nahazo an'i Rabi Pirzada.

07 Novambra 2019

Fantaro i Tuhi Martukaw (Jocelyn Ting-Hui Hung Chien), hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 5 ka hatramin'ny 11 Novambra 2019

Rising Voices

Vakio ny resadresaka nifanaovana tamin'i Tuhi Martukaw (Jocelyn Ting-Hui Hung Chien), ilay hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline mandritra ny 5 ka hatramin'ny 11 Novambra 2019. Hiresaka momba ny fiteny Pinuyumayan izy.

04 Novambra 2019

Mankalaza ny Halloween tsotsotra any Japana

Lasa fomba amam-panao amin'ny volana Oktobra any Japana ny "Mundane Halloween."