Liva Andriamanantena · Marsa, 2019

Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Marsa, 2019

Tsy misy hetsika manohitra ny fanamelohana ilay mpisera Afgana ho faty 

GV Mpisolovava  18 Marsa 2019

Mpianatra ho mpanao gazety tao amin'ny Oniversiten'i Balk ao Mazar-i Sharif i Sayed Parwez Kambakhsh. Nolazaina fa nandika tahaka lahatsoratra iray avy ao amin'ny tranonkala Iraniana nitsikera ny toeran'ny finoana Islamo momba ny fihetsika manoloana ny vehivavy izy, ary nilaza ny eritreriny manokana momba izany - tahaka ny fanaon'ny bilaogera.

Iran: Bilaogera iray hafa nosamborina

GV Mpisolovava  16 Marsa 2019

Nosamborina i Nama Jafari, bilaogera sady mpanao gazety. Toniandahatsoratra tao amin'ny tranonkala ara-kolotsaina iray izy. Nanoratra boky iray ihany koa izy izay mitondra ny lohateny hoe "fivoriana tao amin'ny toeram-pigadrana mitoka-monina".

Pakistana: Fanakanana ny Youtube tamin'ny ampahany

GV Mpisolovava  14 Marsa 2019

Nanome baiko ny mpamatsy tolotra aterineto ao amin'ny firenena mba hanakana ny fidirana amin'ny vohikala fifampizarana lahatsary YouTube noho ny filazana fa nampiseho lahatsary manevateva ny Manampahefanan'ny Fifandraisandavitra ao Pakistana (PTA).