Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Liva Andriamanantena · Aogositra, 2019

I am a passionate translator of English to Malagasy and Malagasy to English. I have been working as a freelance translator since 2016.

imailaka Liva Andriamanantena

Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Aogositra, 2019

Tohin

Ny fahafatesan'i Osama Bin Laden

  30 Aogositra 2019

Fafana votoaty Lahatsoratra nasongadina tato amin'ny Global Voices- Ny nahafatesan'i Osama Bin Laden Loharano: Twitter - Ahitana ny farangoteny lehibe Tamin'ny 2 Mey 2011 no nanaovana tatitra voalohany momba ny fahafatesan'i Osama Bin Laden. Novonoin'ny Tafika manokana avy any Etazonia tao Abbottabad, Pakistana izy. Izy no mpanorina ny tambajotra al-Qaeda, izay...

Tohin

Kony 2012

  29 Aogositra 2019

Fanondroam-pejy Lahatsoratra manasongadina an'i Joseph Kony 2012 ato amin'ny Global Voices Rohy Toroina Loharanom-baovao Videos Lahatsary Twitter – Anisan'izany ny fahana mivantana Niteraka tadio an-tserasera ny lahatsary sy fanentanana natao hampahafantarana ho “malaza” an'i Joseph Kony, ilay mpitarika mpanao ady anaty akata Ongadey sady jiolahin'ady karohana ho fanohanana ny fisamborana azy ka...

Momba an'i Colombo

  26 Aogositra 2019

Colombo no tanàndehibe lehibe indrindra sady renivohitra ara-barotra ao Sri Lanka. Rohy : Colombo ao amin'ny Wikipedia Sri Lanka ao amin'ny Wikipedia Colombo ao amin'ny Wikitravel Sri Lanka ao amin'ny Wikitravel Fandehanana any Colombo Misy ny zotra an'habakabaka miala sy mankany Colombo izay atolotry ny zotram-pitaterana an'habakabaka nasionaly, Sri Lankan...

Tohin

Ekoadaoro : Mampiroborobo ny kolontsain'ny indizeny Saraguro

  05 Aogositra 2019

Mirehareha amin’ny maha mpikambana azy ao amin’ny kolontsain'ny indizeny Saraguro any Ekoadaoro i Angel Gualan. Nanao dingana izy hampiroboroboana ny kolontsainy, ny dihy sy ny sakafo amin’ny alalan’ny fampiasana ny bilaoginy, mba hahafan’ny hafa mahatakatra kokoa ity vondrona indizeny ity.

Tohin

Obama tany Afrika 2009

  01 Aogositra 2019

Niteraka adihevitra manerana ny tontolon'ny bilaogy Afrikana sy tamin'ireo sehatra fifanakalozan-kevitra an-tserasera ny fitsidihana ofisialy voalohany nataon'ny filoha Barack Obama tany Afrika Atsimon'i Sahara tamin'ny volana Jolay 2009 . Nikabary tao amin'ny parlemantan'i Ghana izy ny 11 Jolay ary niteraka adihevitra betsaka izany