Liva Andriamanantena · Novambra, 2016

Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Novambra, 2016

Ilhan Omar, Mpitsoa-ponenana Somaliana Teo Aloha, Voafidy Tao Amin'ny Biraon'ny Mpisolontena Any Etazonia

Manolotra an-dRamatoa Ilhan Omar, miozolomana manana fiaviana Somaliana izay nahatonga ny fihetseham-po tamin'ny fifidianana amerikana tao amin'ny tranonkala Africa News, ilay bilaogera Carole Kouassi .Tamin'ny talata, izy no vehivavy Somaliana sady miozolomana voalohany voafidy tao amin'ny Biraon'ny Mpisolontena ao Etazonia ..

24 Novambra 2016

“Zava-Poana Miloko Volamena”: Artista An-Dalamben'i St. Petersburg Maneso Ireo Mpiasam-Panjakana Ambony  Mandefa Ny Zanany Any Ampitan-Tsisintany

Akon

Nanomboka nanangana ny asakantony tamin'ny fiandohan'ity herinandro ity ilay mpanakanto Rosiana iray izay tsy fantatra anarana fa antsoina amin'ny solon'anarana hoe Hioshi ary fantatra tamin'ny fampirantiana asakanto madinika teny an-dalamben'ny Saint Petersburg. Mampiseho manampahefana Rosiana maro apetraka ao anaty fitotoan-kena miloko volamena ny “Golden Ridicule (Na, Mba Ento Ny Zanako)"; mitrotro zazakely vao teraka ny iray tamin'izy ireo

24 Novambra 2016