Liva Andriamanantena · Jona, 2020

I am a passionate translator of English to Malagasy and Malagasy to English. I have been working as a freelance translator since 2016.

imailaka Liva Andriamanantena

Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Jona, 2020

Ny tetikasa “Rising Frames”

Rising Voices  26 Jona 2020

Hampiharana ny fitaovana sy ny fahaizana amin'ny famakafakana angondrakitra ka hatramin'ny olan'ny fanehoana sy ny vondrom-piarahamonina voahilikilika ity sehatra fanadihadiana ity. Nanomboka ny Lohataona 2017 ity fiaraha-miasa miaraka amin'ny NewsFrames ity – tetikasa mampiasa angondrakitra hitrandrahana ny fiantraikan'ny fomba “fametrahan-joro” na ny famolavolana ny fitantaram-baovao amin'ny fomba fijerin'izao tontolo izao....

Momba ny Advox

GV Mpisolovava  21 Jona 2020

Tetikasan'ny Global Voices ny Advox. Tambajotram-bilaogera sy mpikatroka an-tserasera manerantany nanoka-tena ho amin'ny fiarovana ny fahalalahana maneho hevitra sy ny fahazoana vaovao malalaka an-tserasera izahay. Taterinay izay fandrahonana fanehoan-kevitra an-tserasera, zarainay ny paikady hiarovana ny asa sy ny tenin'ny mpisera, ary tohananay ny ezaka hanatsarana ny politikan'ny aterineto sy ny...