Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Marsa, 2024
Niteraka resabe ny fahafatesan'ny saka mpirenireny iray tany Torkia
Tamin'ny andron'ny fitsarana, tonga maro tao amin'ny lapan'ny fitsarana ireo mpikatroka mpiaro ny zon'ny biby sy mpitia biby fiompy (ny sasany tonga niaraka tamin'ny biby fiompiny ho firaisankina).
Nodimandry ny filohan'i Shily teo aloha Sebastián Piñera: Lahatsoratra miisa dimy milaza ny lova navelany
Taorian'ny nahafatesan’ny filoha teo aloha Sebastián Piñera, nanolotra lahatsoratra an-gazety miisa dimy mba hamantarantsika ny lovany ireo mpikambana ao amin'ny Red LATAM de Jóvenes Periodistas