Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Desambra, 2019
Nitombo ny fihetsiketsehana manohitra ny trano foibe famoaham-baovao iray any Pakistan
Miha-mahazo fandrahonana hatrany ho voatafika noho ny antony politika ilay gazety lohalaharana amin'ny teny Anglisy mpivoaka isan'andro Dawn.
Luanda, renivohitr'i Angola, ilay tanàndehibe lafo fiainana indrindra manerantany ho an'ny mpila ravinahitra
En dépit de la pauvreté et des infrastructures déplorables, Luanda continue à être classée comme la ville la plus chère au monde. Mbola voasokajy ho toy ny tanàndehibe lafo fiainana indrindra manerantany i Luanda na dia eo aza ny fahantrana sy ny fotodrafitrasa mampahonena.
Sary nandritra ny fetiben'ny fiteny indizeny amin'ny Aterineto 2019
Rakitsary iray amin'ny Fetiben'ny Fiteny Indizeny amin'ny Aterineto ny "Nimaq'ij Abya Yala tanora ri Ach-'amaq 'Ch'ak'äl pa K'amaya'l". Azo alaina araka ny lisansa Creative Commons avokoa ny sary rehetra.
Niparitaka be ny sarin'ilay polisin'ny fifamoivoizana tany Maputo tao anaty orana
Tsy nampihontsona ilay polisin'ny fifamoivoizana ny orana.
Rafael Marques voasazy higadra enim-bolana an-tranomaizina tany Angola
Taorian'ny nahavitana ny fifanarahana izay nanala azy tamin'ny fiampangana rehetra dia nosazian'ny fitsaram-paritra any Luanda higadra enim-bolana i Rafael Marques taorian'ny fampiakarana napetraky ny mpampanoa lalàna.
Mikasa hampiditra am-ponja an'ilay mpanao gazety Rafael Marques ny Fampanoavana
Nanasokajy ny toe-draharaha ho toy ny “fandrika” i Rafael Marques. Nikasa ny hanagadra ity mpanao gazety ity an-tranomaizina mandritra ny 30 andro ny mpampanoa lalàna Angoley. Tsy faly tamin'ny fitsimbadihan'ny raharaha ilay mpanao gazety.
Mbola tsy nahazo fahafahana ireo mpikatroka Angoley, haharitra hafiriana ny nofy ratsy ?
Ny hitanana ireo mpikatroka miisa 15 any amin'ny toerana ambenana no fanapaha-kevitra farany noraisin'ny Fitsaram-paritra ao Luanda. Mbola mandeha ny fitsarana nanomboka ny volana Novambra 2015 saingy efa hatramin'ny volana Jona tamin'io taona io ihany no efa nisamborana ireo tanora ireo. Haharitra hafiriana izany ?
Mikomy amin'ny EURD ny mponina ao Sao Tome ary mitaky ny fampodiana ilay pasitera notorian'io fiangonana io
Mety hiafara amin'ny fialan'ny fiangonana breziliana ao amin'ny firenena afrikanina ny krizy nitranga tao amin'ny Fiangonana Maneran-tany ao Sao Tome-et-Principe.