Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Avrily, 2022
Nahitana karazan-dramanavy vaovao tao i Trinité sy Tobago tamin'ny Andron'ny Tany
Nahita karazana ramanavy vaovao tany Trinite sy Tobago ireo mpahay siansa, ka lasa mahatratra hatramin'ny 70 mampitolagaga ny karazan-dramanavy voarakitra ao an-toerana.
Rakipeo: Famakafakana ny fomba famalian'ny vahoaka Rosiana ny lahatsoratra momba ady ao amin'ny tambajotra sosialy
Amin'ity herinandro ity isika dia hiresaka mikasika ny fikarohana ataon'ny Civic Media Observatory momba ny fahatsapan'ny Rosiana ny ady ao Okraina.
Mbola mitoka-monina i Hong Kong na dia nesorina aza ny fandrarana ny fivezivezena an'habakabaka ao amin'ny faritra
Na dia eo aza ny ezaky ny governemantan’i Hong Kong hanalefaka ny fandraràna ny fivezivezena an’habakabaka tamin'ny 1 Aprily dia manohy misoroka ny sidina mankany an-toerana sy manavatsava ny tanàna ireo zotram-piaramanidina.
Amrit Sufi, nitondra ny teny Angika tandindonin-doza amin'ny sehatra nomerika
Niantsafain'ny Rising Voices i Amrit Sufi, mpikaroka sady mpampianatra ambony miasa amin'izao fotoana izao amin'ny fandraketana ankihy ny fiteny sy ny kolontsaina am-bava tandindomin-doza any India.
Mitaky ny zo fizakantany ny hetsi-panoherana manerana an'i Kambodza
“Tokony hitady vahaolana ho an’ny vahoaka ny tompon’andraikitra, indrindra amin’izao adin-tany mitarazoka tsy mbola voavaha izao.
Nanao diabe nanohitra ny volavolan-dalàna mifehy ny fikambanana tsy mitady tombontsoa ireo mpanao fihetsiketsehana Thailandey
"Ampiasaina ny lalàna mba hampanginana anay sy hanakanana anay tsy hivory. Saingy mbola mivondrona ho fanoherana ary vonona amin'izay fiampangana manaraka izahay."