Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Aogositra, 2022
Manao fihetsiketsehana manohitra ny fanamelohana ho faty ao Myanmar ireo mpikatroka Nepaley
Tamin'ny 26 Jolay, nidina an-dalambe tao Kathmandu ireo Nepaley mpikatroka mpiaro ny zon'olombelona hanohitra ny fanamelohan’ny fitondrana miaramila ao Myanmar ho faty ireo mpikatroka demaokratika efatra.
Hira dimy hankalazana ny Andron'ny Vahoaka Indizeny
Ny mozika dia fomba iray hanoherana ny fandrahonana mianjady amin’ny fomba fiainan'ny vahoaka indizeny, ny fiteniny ary ny kolontsainy noho ny mpanjanaka sy ny herisetra, ny fiovaovan'ny toetr'andro, ny fanavakavahana ara-toekarena sy ara-pirazanana, ary ny fampiraisana ara-kolontsaina.
Kiadin'ny Fitenenana kaontinantan'i Amerika miatrana manoloana ny fivoaran'ny teknolojian'ny fitsikilovana
Miha-miroborobo ny fomba fanao sy ny teknolojia fanaraha-maso ao amin'ny kaontinantan'i Amerika. Na izany aza, miezaka manara-maso ireo fivoarana ireo ny fikambanana eo an-toerana sy iraisampirenena, manao fanentanana ary mitolona hahazo fandresena ara-pitsarana mba hamerana ny fiantraikany ratsy eo amin'ny vondrom-piarahamonina.
Ny tantaran'ilay tetikasa fampandrosoana izay nandrava tanànakely tao Angola
Nanomboka tamin'ny faramparan'ny taona 2019 ny asa fanamboarana lakandrano ary mikendry ny hanamaivanana ny vokatry ny hain-tany, ny tsy fahampian'ny orana ary ny tsy fahampian-drano ao amin'ny faritanin'i Cunene.
Mampiasa ny teknolojia hamelomana aina sy hampahafantarana ny teny Maya Yucatec
Ato amin'ity lahatsoratra ity, mizara momba ny tetikasany fikatrohana nomerika, ny vondrom-piarahamoniny ary ny fiteniny Maya i Rodrigo Petatillo.