Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Novambra, 2020
Anisan'ny firenena milefitra indrindra amin'ny fahapelahana aty Afrika i Cap Vert sy i Mozambika
Natao tamin'ny 1 Martsa 2016 nanomboka tao an-tanàndehiben'i Maputo, ny fanadihadiana Afrobarometatra mampiseho ny "Fandeferana aty Afrika" ny fanambarana ireo tondron'ny fandeferana aty Afrika. Mozambika sy Cap Vert no anisan'ny firenena mandefitra indrindra.