Liva Andriamanantena · Janoary, 2018

Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Janoary, 2018

Moa Ve Nisioka Momba Ilay Sarimiaina Masha Sy Michka I Marine Le Pen ? Tsia

NewsFrames  31 Janoary 2018

A screenshot of a fake tweet by Marine Le Pen, in which the National Front (FN) candidate criticizes the Masha and The Bear cartoon (Masha Et Michka in French), was posted on Twitter on Sunday, February 26. Pikantsarin'ny sioka sandoka nataon'i Marine Le Pen, izay nitsikeran'ny kandida avy ao amin'ny National Front (FN) ny sarimiaina Masha sy Michka navoaka tao amin'ny Twitter ny Alahady 26 Febroary.

Ireo Mpanoratra Any Goatemala

  25 Janoary 2018

Ao Goatemala, mahita ny ankamaroan'ireo mpanoratra fa tena sarotra ny mamoaka boky, ary mbola sarotra kokoa aza ny manao izany hahazoana tombony. Miasa ho mpanao gazety, mpandalina, injeniera izy ireo matetika. Vitsy amin'izy ireo no tena manokana ny tontolo androny amin'ny fanoratana, ary ny ankamaroany dia tsy fantatra ao an-toerana.