Liva Andriamanantena · Septambra, 2019

Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Septambra, 2019

Vovonana 2015: Lahatsary

  09 Septambra 2019

Efa tapitra ny vovonana saingy azonao atao ny mijery ny maro amin'ireo andiam-pivoriana ao amin'ny andian-dahatsary Youtube eto ambany.

Tatitra manokana 2010: BBC News sy ny Global Voices

  07 Septambra 2019

Niara-niasa nandritra ny tapa-bolana ny ekipan'ny tranonkala BBC News sy ny Global Voices  tao anatin'ny Andiany SuperPower izay nokarakarain'ny BBC momba ny aterineto mba hahitana ny fomba hamenoan'ny fampitam-baovaon'olon-tsotra ao amin'ny aterineto ny tatitra iraisampirenena sasany ataon'ny BBC sy ny mifamadika amin'izany. Ho fampiharana izany, natombokay ny fampidirana ireo rohin'ny...

Ny andro manerantany iadiana amin'ny SIDA taona 2010

  05 Septambra 2019

Fankalazana faha-22, manintona ny sain'ny olona mihoatra ny 33 tapitrisa miaina miaraka amin'ny VIH ny Andro manerantany iadiana amin'ny SIDA  fanao isaky ny 1 Desambra. Tamin'ny taona 2009, ankizy maherin'ny 1000 maneran-tany no tratran'ny VIH isan'andro.