Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Jona, 2019
Famintinana ny fihaonana GV tany Tunis
Famintinana ny Fihaonana GV tany Tunis ny volana Novambra 2014.
Hitako nihaodihaody teny ianao !
(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Oktobra 2014) Nihaodihaody teny ianao nandritra taona maro saingy tsy mba afaka niresaka taminao aho. Na dia nasaina aza aho kanefa noho ny antony samihafa dia...
GV: Mizara ny tantaram-piainana amin'izao tontolo izao
(Lahatsoratra tamin'ny volana Oktobra 2014) Faly aho ary mahatsiaro omem-boninahitra amin'ny maha-mpandray anjara Global Voices. Rehefa nifandray tamiko i Ndesanjo Macha, ilay toniandahatsoratra Afrika Atsimon'i Sahara ary nilaza tamiko fa...
Rakipeo Radio Ambulante amin'ny teny Espaniola – mpikambana GV roa nahazo ny Lokan'ny zava-baovao!
Voninahitra ho ahy ny miasa ho toniandahatsoratra sy mpamokatra ho an'ny ekipa mpanao gazety sy toniandahatsoratra ahitana ilay mpikambana mpiara-miasa GV Luis Trelles.
Nozaraiko ankehitriny ilay tsiambarateloko kely
Mitovy amin'ny fialam-boly ny fandikanteny ho an'ny Global Voices ho ahy, midika ho toy ny mandeha any amin'ny toerana hafa eto amin'izao tontolo izao ny lahatsoratra tsirairay izay nadikako ary toy ny misotro kafe miaraka amin'ny bilaogera vaovao.
Zarao ny fahatsiarovanao an'i Muhammad Ali
(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Jona 2016) “Maty i Muhammad Ali?” Nitraka ny vadiko Kamran raha nahita ny vaovao teo anoloany. “Maherifo izy ho ahy . Toy ny andriamanitra izy. “...
Tovovavy mpikatroka avy ao Kyrgyzstan sy ny Global Voices
Taorian'izany rehetra izany dia nanomboka niasa niaraka tamin'ny Global Voices izahay ary nanohana anay izy ireo, noho izany nisy ny bilaogy namoahanay ny tantaran'ireo vehivavy avy any Kyrgyzstan rehetra any, mba hampisehoana ny tena zava-misy iainan'ny zazavavy ary mba hahatonga anay hahatsapa ho matanjaka kokoa!
Feno dimy taona ny Global Voices Aymara!
Nihaona ny Asabotsy 20 Septambra 2014 ny ekipa mpikambana ao amin'ny Global Voices Aymara mba handaminana ny taona sisa sy handefasana ity hafatra ity ho an'ny mpilatsaka an-tsitrapo sy ny mpamaky ho fankasitrahana ny faha dimy taonany!
Ary mbola sary maro kokoa… ..andiany farany!
(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Janoary 2015) Ho an'ny rehetra, indro ny andian-tsary farany ho an'ireo roa andro farany tao amin'ny Foibe Capitol – ny 24 sy 25 Janoary 2015. Ankafizo,...
Mientanentana – Sarin'ny fivoriana andro fahatelo
(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Janoary 2015) Ho hitanao eto ny rohy amin'ny fitrohana, fampiasana, fizarana, sns ny sarin'ny fivoriana andro fahatelo. https://www.flickr.com/photos/lauraruth123/sets/72157650424874741/ (@LauraSchne) ary jereo eto ny raki-tsarin'i Jeremy (@jeremyclarke): https://www.flickr.com/photos/130737581@N07