Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Marsa, 2022
Rakipeo: Krizy, fitsidihan'ny mpanjaka, ary ny fiantraikan'ny valan'aretina tamin'ireo Latina sembana
Mitsidika an'i Jamaika sy Sri Lanka isika androany, ary avy eo mandre mikasika ireo Latina any amin'ny faritra samihafa amin'izao tontolo izao.
Ahoana ny fomba fahitan'ireo ‘Myanmar roa’ ny fanafihan'i Rosia an'i Okraina
"Taratry ny fizarazaran'ny sata ara-politika sy ara-diplaomatika ao Myanmar ireo fomba roa samihafa ireo."
Hira maneho ny feon'ny vahoaka voarara any Nizeria sy Ogandà
Niafara tamin'ny fanasaziana sy/na fandrarana azy ireo tanteraka Ireo hiran'ny tarika sy mpitendry mozika malaza voarara ireo, na dia neken'ny manampahefana tamin'ny voalohany aza.
Nahoana no mitsiriritra ny Okrainiana ny Uyghur
Tian'ny Uyghurs raha milaza amin'ny Okrainaina ny hoe: "Aza kivy miady, raha tsy izany, samy hiatrika fahafatesana mitovy aminay ianareo rehetra."
WikiLeaks mamoaka ny #SaudiCables
[Lahatsoratra tamin'ny taona 2015] Nanomboka namoaka antontan-taratasy mihoatra ny antsasaky ny tapitrisa tafaporitsaka avy amin'ny Minisiteran'ny Raharaham-bahiny ao Arabia Saodita ny WikiLeaks. Antontan-taratasy amin'ny teny Arabo miisa 61.000, izay...
Miangona eo amin'ny sisintany any Moldavia, Slovakia, Polonina ireo mpitsoa-ponenana Okrainiana
"Tamin'ny dimy ora maraina, niantso anay ny namana nilaza taminay fa misy ny ady izao. Nangoninay ny entanay ary lasa izahay nandeha."