Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Desambra, 2020
Vaovao farany Lingua volana Oktobra 2020
Manolotra ny vaovao mikasika ny Lingua volana Oktobra 2020 ny mpitantana ny Lingua.
Global Voices ao amin'ny The Economist
(Lahatsoratra taona 2010) Noho ny fandaminana manokana dia mandefa lahatsoratra tsindraindray ao amin'ny bilaogin'ny The Economist Babbage momba ny teknolojia ny mpanoratra Global Voices manerantany. Tsy mitovy amin'ireo lahatsoratra mahazatra...
Fomba 4 hanohanana ny Global Voices (sy irariantsoa taombaovao!)
Raha mamaky ity ianao inoana fa sakaizan'ny Global Voices izay mino ny iraka ataonay hilaza izay tsy heno any amin'ny fampitam-baovao lehibe mahazatra, sy amin'ny fiarovana ny fahalalahana maneho hevitra sy ny fahazoana miditra malalaka amin'ny fampahalalam-baovao an-jotra. Tianay ny haka fotoana hisaorana anao sy fomba hafa hanampianao anay.
Taratasim-baovao RV: Jery todika ny fivoriana an-tserasera Natives in Tech 2020
Manome ny rohy mifandraika amin'ny fampidirana nomerika ny taratasim-baovao Rising Voices, ao anatin'izany ny fidirana sy ny fampiasana ny fitaovana nomerika sy ny fomba samihafa ahafahan'ny vondrom-piarahamonina mandray anjara feno anjotra ihany koa.
Ny tsara indrindra tato amin'ny Global Voices ny taona 2010
Tratry ny taona hoy ny Global Voices! Taona nahagaga iray hafa teo amin'ny tontolon'ny fampahalalam-baovaon'olon-tsotra anjotra izany, ary mbola miezaka mafy izahay hanao izao tontolo izao ho toerana mifandray bebe...
Navoaka ny fonja Iraniana tamin'ny fifanoloana voafonja i Kylie Moore-Gilbert, akademika Aostraliana
Tonga ny fotoana ho an'ireo mpiara-dia demaokratika - ireo tompon'andraikitra governemanta rehetra - hiarahana miasa hamaranana amin'izay fanohanan'ny fanjakana ara-bola ny fanaovana takalon'aina.
Nampiantrano ny sehatra fifanakalozan-dresaka voalohany tao amin'ny tambajotra sosialy i Mozambika
Dinidinika tao amin'ny tambajotra sosialy voalohany tany Mozambika. Niadian-kevitra ny fomba samihafa hijeren'ny firenena ny fivoaran'ny teknolojia ao anatin'ny fiarahamonim-pirenena sy ny fikambanan'ny tanora ity hetsika ity.
Melohin'ny Global Voices ny fanafihana natao tamin'ny FTMF Metamorphosis any Makedonia Avaratra
Miantso ny manampahefana any Makedonia Avaratra izahay mba hanao fanadihadiana momba ireo fanafihana ireo ary hampihatra ny lalàna mifanaraka amin'izany amin'ireo mpanao meloka, ary hiaro koa ny mpiasan'ny Metamorphosis.
‘Ny zo dizitaly ao anaty firindrinana': Tetikasa vaovao ho an'ny habaka nomerika Afrikana
Nanomboka tetikasa vaovao mifantoka amin'ny fanaraha-maso ny tatitra mikasika ny COVID-19 sy ny fiantraikany amin'ny habaka dizitaly Afrikana nandritra ny valan'aretina ny Global Voices.