Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Janoary, 2022
Songadina Global Voices tamin'iny taona 2021 iny

Fantaro ny hetsika farany nataon'ny Global Voices, ireo fahombiazana sy ny toe-bola ary ny fandaminana momba ny fahasalamana!
Songadina Global Voices volana Desambra 2021—miampy ny sasany tamin'ny taona 2021 amin'ny ankapobeny!

Ny tantara avy any Hong Kong, Japon ary Malawi no nisongadina tamin'ny volana Desambra, ary ny tantara be mpamaky indrindra tamin'ny taona 2021 dia momba ny. . . lamba?