Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Janoary, 2020
Shina 2007: Nomena loka BoBs ny Shinoa
(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Oktobra 2007) Tamin'ny taona 2007, nanomboka ny 22 Oktobra 2007 ny fifidianana tamin'ny bilaogy tsara indrindra Best of Blogs: afaka nifidy tamin'ny aterineto ho an'ny bilaogy,...
Nandositra ny mponina rehefa namoaka setroka sy lavenona ilay volokano kely indrindra nifoha any Filipina
Mponina miisa 30.000 mahery no tombanana ho voakasik'izany ary nafindra toerana niala tao amin'ny faritanin'i Batangas sy Cavite noho ny fipoahan'ny volokano.
Nanokatra tambajotra hanaraha-maso ny fifidianana filoham-pirenena ireo mpikatroka Angoley
"...Samy mitaraina amin'ny tsy fanarahan-dalàna sy ny tsy fahatomombanana amin'ny fifidianana avokoa isika rehetra, noho izany dia ilain'ny rehetra ny mihetsika ho toy ny mpanara-maso ny fifidianana ary mba ho mailo hatrany."
[Lahatsary] Ny vahoaka tompotany sy ny fampiasana ny teknolojia ankehitriny
Sehatra iray mora asongadina amin'ny endriky ny fampiasana, ny fampiharana ary ny fifandraisana napetraky ny vahoaka indizeny tamin'ny alàlan'ny fampiasana ny teknolojiam-baovao sy ny serasera (TIC), ny aterineto ary ny...
Rakipeo miresaka ny maha-zava-dehibe ny hetsika amin'ny fameloman'aina ny fitenin'ny indizeny
Rakipeo natao hanabeazana sy hampahafantarana novokarina tamin'ny endriny fohy ireo rakipeo ireo ary ahitana ireo antsafa nifanaovana tamin'ireo mpikatroka nomerika toa an'i Héctor Martínez, Genner Llanes, Miguel Ángel Oxlaj, Yamanik...
Hitera-doza ny fanapatapahana lavareny ny Aterineto ao amin'ny fanjakana Rakhine any Myanmar

"Tsy misy porofo milaza fa misy fiantraikany miabo eo amin'ny fampihenana ny fifandirana izay mbola mitohy ny fanapahan-kevitra tsy mifandanja."
Satria nifarana ny taona 2019, misaotra anao ry Global Voices!

Fankasitrahana amin'ny fahaiza-mamorona, fahalalahan-tànana ary ny asa mafy avy aminareo!