Famoriam-bahoaka ataon'ireo mpanohana ho firaisankina amin'ny vahoaka IranianaMihiaka ireo mpanohana manerantany hoe “Vehivavy, Fiainana, Fahalalahana”Mpanoratra Fred PetrossianNandika Liva Andriamanantena27 Oktobra 2022
Tatitra Unfreedom Monitor: MaraokaTsongam-pikarohana avy amin’ny Advox momba ny tsirefesimandidy nomerika any MaraokaMpanoratra AdvoxNandika Liva Andriamanantena24 Oktobra 2022
Niala tsiny noho ny fandripahan'olona nandritra ny fanjanahantany tany Mozambika i PortiogalyEfa ho 400 ny sivily tsy mitam-piadiana novonoin'ny miaramila Portiogey.Mpanoratra Global Voices LusofoniaNandika Liam Anderson, Liva Andriamanantena18 Oktobra 2022
Guarani mpampita hevitra: “Tsy niresaka momba ny vokatry ny afo ny fampitam-baovao”Fampitandremana fa misy hain-tany goavana any Chaco BolivianaMpanoratra Carla Hannover, Jessica Peñaloza CladeraNandika Liva Andriamanantena15 Oktobra 2022
Nipoaka ny fihetsiketsehana tao Iran noho ny fahafatesan'i Mahsa AminiNolazaina fa nanitsakitsaka ny fitsipika ara-môraly ity tovovavy maty ityMpanoratra Fred PetrossianNandika Liva Andriamanantena13 Oktobra 2022
Mbola mitohy ny fanakanan'ny Vondrona Eoropeana ny famoahana visa ho an'i KosovoNaverimberin'i Kosovo ny hanalan'ny Vondrona Eoropeana ny fepetran'ny visaMpanoratra Ardi Pulaj, Faktoje CenterNandika Liva Andriamanantena04 Oktobra 2022
Mitady mpikaroka ho an'ny tetikasa Global Voices Advox any amin'ny firenena samihafaMifarana amin'ny 30 septambra 2022 amin'ny 11:59 alina ora ET (GMT -5) ny fangatahana Mpanoratra AdvoxNandika Liva Andriamanantena02 Oktobra 2022