Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Jolay, 2021
Miverina indray ireo voromaherimpaty ao Pokhara
Na eo aza ny fihenan'ny isan'ny voromaherimpaty manerana an'i Azia Atsimo dia tafarina indray ireo vorona mpihaza tandindonin-doza any Nepal noho ny lalàna henjana kokoa sy ny tombokasa ataon'ny vondrom-piarahamonina.
Yemen: Olona miisa 16 maty tamin'ny fanafihana ny Masoivoho Amerikana
Olona miisa 16 no maty rehefa nisy nanafika tamin'ny fiara voasesika baomba sy balafomanga ny masoivoho Amerikana tany Sana'a, Yemen. Tsy lavitra ny fipoahana ny bilaogera iray.
Nesorina tamin'ny asany tamin'ny didim-panjakana navoaka andro alina ny sojabe notendren'ny governemanta
Taorian'ny hetsi-panoherana enim-bolana dia nesorina tamin'ny toerany ny rektora notendren'ny governemanta Melih Bulu tamin'ny didim-panjakana navoaka ny alina izay nambara tamin'ny gazety ofisialy.
Miatrika fanadihadiana noho ny sarimihetsika fohy mampiseho ny herisetra nataon'ny polisy ireo mpanakanto sy mpikatroka Maleziana
"Natao hampanginana ny feontsika sy hanodinana ny tsindry ataon'ny vahoaka amin'ny trangam-pahafatesana any am-ponja tao anatin'ny volana vitsivitsy ireo fandrahonana atao amin'ny mpikatroka mafàna fo, mpanao gazety ary mpanakanto amin'izao fotoana."
Ny sarivongan'ny tanàndehibe mahavariana any Torkia – zavatra kanto sa rafitra kanto tsy mahomby?
Manerana ny firenena no mety hahitana sarivongana tongolo gasy, akoholahy, hena baolina, tsindrin-tsakafo eo an-toerana, noa, tanimanga, ary ny maro hafa, manamarika izay mampalaza ilay faritany.
Nanao fihetsiketsehana manoloana ny Minisiteran'ny Tontolo Iainana sy ny Harena Voajanahary ao Azerbaijan ireo mpiaro ny tontolo iainana
Nanao fihetsiketsehana nanoloana ny Minisiteran'ny tontolo iainana sy ny harena voajanahary ao Baku ny mpiaro ny tontolo iainana, nitanisa ny fandringanana ala mitohy sy ny fifanarahana fampanofana maharitra ny tany misy ala amin'ireo mpihazona tsy miankina izy ireo.
Nofoanana tao anatin'ny fanafihana mahery vaika ny diabem-pireharehana tao Tbilisi
Diaben'ny Fahamendrehana, Diabem-pireharehana nokarakaraina tao Tbilisi no nofoanan'ny mpikarakara tao anatin'ny herisetra sy fanafihana ny mpikarakara ny hetsika sy ny mpanao gazety.
Horohorontany tany Iran re hatrany Dubai
(Lahatsoratra tamin'ny volana Septambra 2008) Re hatrany Dubai sy tany amin'ny firenena hafa ao amin'ny Emira Arabo Mitambatra ny horohorontany tany Iran, nahatonga ireo mpiasa birao sy mponina an'arivony tao...
Mitolona amin'ny fanenjehana noho ny fanaovana tatitra momba ny fanonganam-panjakana ny mpanao gazety ao Myanmar
"Miandry ny dom-baravarana fotsiny izahay rehetra. Indraindray ianao maheno olona miakatra amin'ny tohatra, ary toy ny hoe ho any aminao izy: manana izany fahatsapana izany foana ianao."