Manamafy ny ezaka hiarovana ireo loharanony tsy ananam-piry i BarbadosMidika fa vitsy ireo riandrano ao Barbados amin’ny karstMpanoratra Cari-Bois NewsNandika Liva Andriamanantena25 Aogositra 2023
Miaina anaty tahotra sy hakiviana ireo mpihira ao Afghanistan noho ny fandraràn'ny Taliban ny mozikaMety ho potika ny zavamaneno raha tsy nafenin'ny tomponyMpanoratra Khojasta SameyeeNandika Liva Andriamanantena24 Aogositra 2023
Ny nofinofin'ilay Saodiana mpiaro ny zon'olombelona Loujain Al-Hathloul ao amin'ny bokin'ny ankizyNavoaka nandritra ny tsingerin-taonan'i Loujain ny antsafa nankalazana ny zava-bitanyMpanoratra خالد إبراهيم Khalid IbrahimNandika Khalid Ibrahim, Liva Andriamanantena17 Aogositra 2023
Sehatra vaovao manara-maso ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety any Azia Atsimo AtsinananaVondrona fito manara-maso ny fahalalaham-panaovan-gazety any amin'ny firenena eninaMpanoratra Mong PalatinoNandika Liva Andriamanantena15 Aogositra 2023
Nivoaka ny sisintanin'i Torkia ny fanahian'i Filoha Erdoğan tafahoatra momba ny fiterahanaTsy ny Azerbaijani rehetra no nientanentana tamin'ny tolo-kevitraMpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Liva Andriamanantena01 Aogositra 2023