Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Jona, 2023
Toro-hevitra sy fampahatsiahivana WordPress: Torolàlana momba ny fanaovana antsafa amin'ny endrika GV
Here are a few guidelines and tips for conducting, editing, and publishing interviews. Ireto misy torolalana sy toro-hevitra vitsivitsy amin'ny fanaovana, fanitsiana ary famoahana antsafa.
Torohevitra sy fampahatsiahivana WordPress: Fanamarinana lisitra WordPress
Lisitra fanamarinana mirakitra ireo dingana miisa 12 tokony hotadidiana alohan'ny hamoahana tantara amin'ny sehatra fanitsiana.
Nahatratra ny dingana manan-tantara amin'ny Fetiben'ny Sarimihetsika Cannes ny sarimihetsika Mongoliana ‘If Only I Could Hibernate’
Manomboka vanim-potoana vaovao amin'ny indostrian'ny famokarana sarimihetsika ao Mongolia ny fahombiazan'ilay sarimihetsika. Ary vonona ny hitondra ny anjara birikiny ny fanjakana.
LAHATSARY: Karazana fivoizana am-bisikileta hafa
Ao amin'ity horonantsary ity, manazava bebe kokoa momba ny fanangonam-bola amin'ny alalan'ny fandehanana am-bisikileta izay hatombok'izy ireo amin'ny 1 Jona Nathan Matias sy Ivan Sigal, ary ny antony manosika azy ireo hanao izany.
Ny tantaran'ireo Koreana ao Kyrgyzstan izay niova ho miozolomana
Ny fiovam-pon'izy ireo dia vokatry ny fanasilamoana indray an'i Kyrgyzstan , izay nanomboka tamin'ny taona 1991 taorian'ny nahazoan'i Kyrgyzstan fahaleovantena.