Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Liva Andriamanantena · Aogositra, 2021

I am a passionate translator of English to Malagasy and Malagasy to English. I have been working as a freelance translator since 2016.

imailaka Liva Andriamanantena

Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Aogositra, 2021

Nanatevin-daharana ny Global Voices ho talen'ny Advox i Nanjala Nyabola 

Amin'ny maha talen'ny tetikasa Advox azy dia hitarika ny tatitra momba ny matoandahatsoratra, ny fikarohana, ny fikatrohana ary ny fisoloana vava amin'ny fahalalahana maneho hevitra an-tserasera sy ny zo nomerika i Nanjala.

Mangataka ny famotsorana an'i Cheng Lei izay voatazona herintaona an-tranomaizina tany Shina ireo mpanao gazety

"Manahy ny fiantraikan'ny fisamborana azy amin'ny asa fanaovan-gazety izahay, izay tsy mbola nampanahy toy izany hatramin'izay."

Nisy nandrovitra tamin'ny andron'ny herisetra an-dalambe faharoa avy amin'ny ankavanana hiringiriny ny sainan'ny Vondrona Eoropeana tao amin'ny Parlemanta Zeorziana

Vahoaka an'arivony maro, anisan'izany ireo mpikatroka  mpiaro ny zon'ny pelaka sy ireo mpanohana ary ny mpitarika ny mpanohitra, no nivory teo ivelan'ny tranoben'ny parlemanta tao Tbilisi hanohitra ny herisetra atao amin'ireo LGBTQI+ sy ny mpikarakara ny Fireharehana.

‘Maohi Lives Matter': Manameloka ny andrana nokleary ataon'ny Frantsay ny mpanao fihetsiketsehana any Tahiti

"Raha ny kajikajy nataonay, avy amin'ny fanombanana ara-tsiantifika araka ny fatra voaray, dia olona eo ho eo amin'ny 110.000 eo no tratra, saika ny vahoaka Polinezianina iray manontolo tamin'izany."

Songadina Global Voices Jolay 2021

Iza no nanatevin-daharana ny GV tamin'iny volana Jolay 2021 iny? Iza ireo tantara nahasarika ny sain'ny mpamaky? Aiza ny firenena ahitana ny tantarantsika be mpamaky indrindra ? Jereo ato amin'ity lahatsoratra ity ny valin'ireo fanontaniana ireo !

Nifampiampanga tamin'ny fifandonana vaovao i Armenia sy i Azerbaijan

Ity no fifandonana nahafatesan'olona betsaka indrindra hatramin'ny fampitsaharana ady notarihin'i Rosia izay natao hamaranana ny ady 44 andro teo amin'i Armenia sy Azerbaijan tamin'ny volana Novambra 2020.

Nanatevin-daharana ny fitantanana ny Global Voices i Nani Jansen Reventlow sy Rasha Abdulla

Faly izahay manambara fa niampy mpikambana miavaka roa vaovao ny biraon'ny filankevi-pitantanana.

Vehivavy fahadimy novonoina tany Azerbaijan tao anatin'ny 10 andro

Vehivavy iray nokendaina ho faty tao Azerbaijan no niharamboina fahadimy novonoina noho ny fifandirana tamin'ilay nahavanon-doza tato anatin'ny 10 andro lasa.