Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Febroary, 2017
Nahatonga Resabe Ny Filazan'ilay Mpitsara Syriana Fa Ny Fakana Vady Faharoa No Vaha-olana Ho An'ny ‘Vehivavy Tsy Manambady’
"[Ny fitotongan'ny isan'ny lehilahy] no manasarotra ny olana ary mampisy fiantraikany ratsy eo amin'ireo zatovovavy sy ny fianakaviana, araka ny fenitra ara-tsosialy izay manaratsy ireo vehivavy tsy manambady , misara-panambadiana, na maty vady."
Fahatsiarovana Sy Ny Tena Zava-misy Novelomina Tao Anatin'ny Sary Matrok'I Leonardo González
"Mahery, manintona, fonenan'ireo izay mifandray amin'ny tendrony roa sy miaina ao anatin'ny fanjavozavoana , ny fahatsiarovana sy ny fifaliana marefo ny sarin'i González"
Kinendrin'ny Rindrantsompatra Nohamafisina ny Fitaovana Mac-n'ireo Iraniana Mpikatroka

Manana viriosy vaovao hikendrena ny solosaina Apple ireo mpijirika Iraniana tohanan'ny fanjakana izay mikendry ireo mpisera mandala ny zo sivily sy ny zon'olombelona.
Zavatra Am-polony Na Mihoatra Tokony Nentin'ny Rivodoza Dineo Niaraka Taminy Tao Afrika Atsimo
"#ZavatraTokonyHoentinyRivodozaDineoMiarakaAminy.......Mpanao politika mpanao kolikoly, azo antoka fa very ny 10%-n'ny mponina eto amintsika nefa tsara izany."
Manao Tombokavatsa ‘MIFAHARA’ Hiarovana Fotokevi-dehibe ilay Mpanakanto Amerikana
"... andraikitra iombonantsika izany mba ahazoana antoka tsara fa misy ny dingana miabo sy mivoatra mankany amin'ny hoavy mamiratra ho an'ny TSIRAIRAY [REHETRA]."
Nihemotra Haingana ny Fanentanana #DabChallenge Nataon'ny Filoha Kenyana Rehefa Namorona ny #DabOfShame Ireo Mpitsikera
"Mijaly amin'ny haintany ireo Keniana ary ny dab #DabOfShame [Dabn'nyHenatra] no zavatra hany takiantsika."
Manome Feo Ho An'Ireo Olona Nanjavona Any Meksika I Facebook
Manery ireo fianakaviana hampiasa ny fitaovana rehetra misy ny famoizam-po tsapan'izy ireo. Manamafy ny fikarohana amin'ny alàlan'ny tambajotra sosialy sy ireo sehatra nomerika hafa izy ireo .
Anisan'Ireo Endrika Sary Sokitra Vita Amin'ny Ranomandry Nasongadina Tao Amin'ny Fetiben'ny Ranomandry Ao Sapporo I Trump Sy Ny Pen-Pineapple-Apple-Pen
Olona roa tapitrisa raha kely indrindra no mitsidika ny fetibe isan-taona, mba haka sary ho alefa ao amin'ny media sosialy.
Sary-sy-Soratra Hiarovana Ny Fitenim-paritra Berrichon-Bourbonnais

Mandray anjara amin'ny Fanamby sary-sy-soratra amin'ny fitenindrazana i Pierre-Marie Cheuvreux ary namorona sary-sy-soratra amin'ny teny berrichon.
Mikatona Indray ny Aterineton'i Iràka ho Fisorohana ny Hosoka amin'ny Fanadinana

Lasa mahazatra ao Iraka ankehitriny ny fanakatonana ny Aterineto mba hisorohana ny fraody amin'ny fanadinana