Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Febroary, 2019
Mahavariana ireo mpandinika sy ny mpakafy ny vorona ny Spiny Babbler, ilay vorona tsy hita afa-tsy ao Nepal
Nahaliana ireo mpandinika vorona sy ireo mpankafy vorona manerana izao tontolo izao ny Spiny Babbler, izay tsy hita afa-tsy any Nepal. Tandindonin-doza ilay vorona noho ny fanalana ny kirihitr'ala hanaovana fambolena sy ny fanitarana ny faritra an-tanàndehibe.
Voatsikera tao amin'ny media sosialy noho ny fomba fiakanjony ilay Breziliana vehivavy mpanao lalàna
"Kely loatra ny fandraisan'ny vehivavy anjara eo amin'ny fiarahamonina hany ka ny akanjo mampiseho tratra avy no lasa miteraka olana goavana ."
Malezia: Vaovao tsara miampy sira kely
Raha manana tanjona amin'ny fandrisihana ny vahoaka hampiasa ny aterineto ho fitaovana fampielezana vaovao ny governemanta Maleziana dia namerina ny fidirana amin'ny vavahadim-baovao Malaysia Today sy ireo tranonkala hafa izay nosakanana nanomboka tamin'ny volana Janoary 2008.
Ejipta : Voaheloka ilay bilaogera Wael Abbas, raha mbola any am-ponja ny bilaogera iray hafa
(Marihina fa tamin'ny volana Janoary 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nosaziana enim-bolana an-tranomaizina ary nandoa lamandy 500 livra Ejiptiana (mitovy amin’ny 80 euros eo ho eo) ilay bilaogera Ejipsiana...
Lasa loharanon-dahatsoratra ho an'ny fifaninanana fandikan-teny manerantany any amin'ny Repoblika Tseky ny Global Voices
Strč prst skrz krk. Tsia, tsy kitendritendry tsinahy nataon'ny saka nandeha teo ambonin'ny kitendry io akory fa tena fehezanteny Tseky misy izay midika hoe ‘alefaso any an-tenda ny rantsan-tanana’. Angamba...
Iran: Mibilaogy mahavoaheloka ho faty?
(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nifidy ny volavolan-dalàna mikatsaka ny “hanamafisana ny sazy amin'ny fanakorontanana ny saim-bahoaka ao amin'ny fiarahamonina” ny parlemantera Iraniana. Miampy...
Maraoka: Afaka i Fouad Mourtada
(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Navotsotra i Fouad Mourtada, 26 taona, injenieran'ny teknolojia vaovao izay nosamborina tamin'ny 5 Febroary 2008 ary voaheloka telo taona...
Iran: Tandindonin-doza ny ain'ilay bilaogera
(Marihina fa tamin'ny volana Jona 2012 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Andro maromaro izay no nitokona tsy nihinan-kanina i Hossein Ronaghi Maleki ilay bilaogera nogadraina. Natahorana ny toe-pahasalamany ary nentina...
Mpikatroka Singapaoreana voasazy higadra 16 andro an-tranomaizina taorian'ny fampiantranoana lahatsarin'antsafa nifanaovana tamin'i Lee Wong tanora mpitarika ao Hong Kong
"Tsy misy sazy izay heveriko ho rariny, satria tsy tokony ho voampanga velively izy."
Iran: Tohidloo, nosamborina ilay bilaogera reformista
(Marihina fa tamin'ny volana Jona 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nosamborina i Somayeh Tohidloo, vehivavy bilaogera reformista. Satria nihamitombo ny hetsi-panoherana nanohitra ny voka-pifidianana filoham-pirenena Iraniana dia nosamborin'ny manampahefana...