Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Avrily, 2023
Fifidianana solontenan'ny Volantera ao amin'ny Biraon'ny Filankevi-Pitantanana GV 2023: Kandidà Khojasta Sameeye

"Amin'ny maha-mpikatroka media ahy efa ho 7 taona, afaka manolotra ho an’ny vondrom-piarahamonina GV ny traikefako amin'ny asa fanaovan-gazety, ny media ary ny serasera aho."