Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Jolay, 2020
Tohizan'i Kambôdza ny fanakanana ny hetsika fanomezam-boninahitra an'i Kem Ley mpamakafaka politika novonoina
Efa-taona no lasa, mbola tsy raharahian'ny governemanta ny fitakiana amin'ny fananganana ny voamiera mahaleotena hanao fanadihadiana ny famonoana.
Fifanakalozan-kevitra an-tserasera: Ahoana ny hoavin'ny fiteny indizeny amin'ny Aterineto eo amin'ny tontolon'ny valan'aretina COVID-19?
Filazana ny andiany voalohany amin'ny fifanakalozan-kevitra an-tserasera momba ny fikatrohana ny fiteny nomerika izay atao ny Alakamisy 16 Jolay 2020.
Ireo pejy fitantarana manokana
Ato anatin'ireto pejy ireto no hamintinanay ny fitantarana ankapobeny ataon'ny Global Voices momba ireo vaovao lehibe amin'ny alàlan'ny bilaogy sy ny fampahalalam-baovaon'olon-tsotra manerantany. Mandefasa mailaka aty aminay raha manana soso-kevitra...
Jona volan'ny fireharehana 2020: Manome voninahitra ny fifaharana sy ny faharetana ho an'ny vondrom-piarahamonina LGBTQI+ manerantany
Ho an'ny firenena maro manerantany, ny volana Jona no ankalazana ny Volan'ny Fireharehana ho fotoana hanomezam-boninahitra ny zo sy ny fahatsiarovana ho an'ny vondrom-piarahamonina LGBTQI+. Misy dikany manokana ny volana...
Black Lives Matter sy ny hetsika manerantany manohitra ny fanavakavaham-bolonkoditra
Fanehoan-kevitra maromaro avy amin'izao tontolo izao tamin'ny fihetsiketsehana vokatry ny famonoan'ny mpitandro ny filaminana fotsy hoditra ilay Amerikana mainty hoditra George Floyd tany Etazonia ny 25 May.
Fahatsapana hakiviana: Antsafa nifanaovana tamin'ilay mpitsoa-ponenana Uyghur any Torkia
Nanery ny tanora Uyghurs handao an'i Shina ary hijanona any an-tsesitany ny politikan'ny governemanta Shinoa amin'ny fanavakavahana ara-pirazanana sy ara-pinoana.
Tatitra momba ny fanenjehan'ny fanjakana any Shina ireo vitsy an'isa any amin'ny faritr'i Xinjiang
Nogadraina ny vahoaka Tiorkika an-tapitrisa mahery sy ny vondrona Miozolomana Han, santionany amin'ny fahoriana fotsiny anefa izany.
Lasa sesitany rehefa avy any am-ponja: antsafa nifanaovana tamin'ilay mpikatroka Vietnamiana Tran Thi Nga
Gadra politika teo aloha noho ny fanehoan-kevitra miresaka momba ny niainany taorian'ny nisamborana azy sy ny fiantraikan'ny famonjana azy teo amin'ny fianakaviany.