Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Avrily, 2018
Nakatona tamin'ny andron'ny vehivavy ny kaonty media sosialin'ny Shinoa feminista malaza
"...tsy mahafantatra ny dikan'ny hoe feminisma ny governemanta Shinoa, tsy mahatakatra izay zavatra ataon'ny feminista, ary tsy mahafantatra ny zavatra izay tadiavin'izy ireo."
Tafika Senegaly: Mampiseho rentirenty ety anoloana, fahoriana kosa any ambadika
Ao anatin'ny hatsikany mivantambantana , manasongadina ny tantara mahatsikaiky momba ny maritranon'ny foiben'ny tafika ao Senegal ny Blog Politique du Senegal mba hijerena lavidavitra kokoa mikasika ny laharam-pahamehana sy ny tetibolan'ny tafika :
Sary avy any Haïti: Varotra zavakanto ho fanohanana sekoly
Raha nikaroka tao amin'ny aterineto aho androany dia nahita tetikasa iray tsy mitady tombontsoa avy any New York izay mampiasa ny zavakanto Haitiana mba hanohanana ara-bola ny sekoly any Haiti.
Ahoana ny fomba nanovan'ny mpampianatra Indiana iray ny fako plastika ho lalambe
Rehefa nahita i Dr. Vasudevan fa olana goavana manerana ny firenena ny fako plastika , dia namolavola fomba iray hanodinana ny fako plastika potipotika ho làlana malefaka sy maharitra izy.
Miara-miasa amin'ny The Isaan Record ao Thailandy ny Global Voices

"Manolotra fomba fijery vaovao ho an'ny mpamaky Global Voices momba ny fiarahamonina sy ny politika Thailandey ny The Isaan Record amin'ny alalan'ny famoahana vaovao voalanjalanja tsara , ny fomba fiasa sy ny fanadihadiana avy any amin'ny avaratra atsinanan'i Thailandy."
Sary avy any Maorisy: mariazy sambatra
(Tamin'ny 10 May 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Annoella sy Sebastien tamin'ny andro mariazin'izy ireo. Avy amin'i Sebastien Merion Tany Nouvelle-Calédonie i Annoella sy Sebastien no nihaona. Avy...
Hetsika Aorian'ny Vovonana: Andeha atao malaza ny GV!

Ny atrikasa "Ndao atao malaza ny GV !" izay natao tany Colombo tamin'ny 30 Novambra, 2017, dia fivoriana fikaonandoha voalohany momba ny zavatra azontsika, mpikambana GV atao momba izany.
Inona indray ny lahatsoratra nahasarika ireo mpamaky Global Voices tamin'ny herinandron'ny 16-22 avrily 2018?
Nandritra ny herinandron'ny 16 ka hatramin'ny 22 Febroary 2018, ny momba an'i Taiwan no tantara malaza indrindra tao amin'ny tranonkala amin'ny teny Indoneziana. Ary ny an'ny tranonkala amin'ny teny Poloney ? Ny tantara iray momba an'i Meksika.
Lahatsary: Ny Popcorn Shinoa Mipoaka
Nivezivezy tao amin'ny aterineto ny lahatsarin'ny teknika shinoa fanamboarana popcorn. Na dia vokatry ny fipoahan'ny voa-katsaka (amin'ny feo ping sy pop) izay mandeha tsy ankijanona aza ho an'ny maro ny popcorn ; any Shina kosa, feo hafa (bang) mipoaka no hahenoana ny fikarakarana izany.
Rosia: Nahazo ny loka Runet ny “Help Map”

Nahazo ny Loka Runet 2010 lehibe indrindra tamin'ny sokajy " Fanjakana sy ny Fiarahamonina" ny Toniandahatsoratry ny Runet Echo Grisha Asmolov and Alexey Sidorenko .