Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Desambra, 2017
Rakipeo Avy Any Amman Miaraka Amin'i Ahmad Humeid
Ahmad Humeid dia mpandraharaha Jordaniana, mpanao matoandahatsoratra an-gazety, mpanao sary, mpamolavola maritrano ary araka ny fahalalako azy dia izy no mpandrakitra rakipeo Jordaniana voalohany, angamba ny voalohany any Afovoany Atsinanana .
Jereo Mivantana Ny Vovonana Global Voices 2012!
Natao tany Nairobi, Kenya (2-3 Jolay) ny Vovonana Global Voices 2012. Satrinay raha niaraka taminay tany ianareo kanefa afaka mijery ny lahatsary mivantana sy miresaka mivantana aminay ianareo raha tsy afaka nanatrika izany .
Talanjona Tamin'ireo Fasana Mihantona
Niaraka tamin'ireo diplaomaty sy ireo ambasadaoro avy any amin'ny firenena maromaro aho nitsidika ireo faritra Kete 'Kesu sy Londa. Hita any amin'ny faritry ny tendrombohitra ireo toerana roa ireo , tsy lavitra an'i Rantepao ao Toraja.
Voasakana Ny Isaacmao.com
Voasakana ny tranonkalan'i Isaac Mao, isaacmao.com araka ny voalazan'ny mpamakinay sasany. Nanolotra ny ampahany tamin'ilay tantara tao amin'ny lahatahirin'ny tranokalany, nomena ny lohateny hoe "Not isaacmao.com" i Isaac :
Nandeha Radio Ny Global Voices
Nandany fotoana nahafinaritra niaraka tamin'ny ekipan'ny Global Voices tamin'ny Talata lasa teo i Clark Boyd ao amin'ny The World,...
Saripika: Namely Ny Nosy Mindanao Any Atsimon'i Filipina Ny Rivodoza Tembin Ny Omalin'ny Krismasy
"Entintsika am-bavaka ihany koa ireo fianakaviana mipetraka ao Pagalungan, Cotabato Avaratra izay niharam-boina ... tsy manana foibe fialofana izy ireo ary tsy mbola misy ny fanampiana nalefa ho azy ireo hatramin'izao fotoana izao..."
Civiblog – Bilaogy Ho An'ny Fiarahamonina Sivily
Ny Civiblog dia tetikasa iray natao hanomezana bilaogy ireo fikambanan'ny fiarahamonina sivily manerana izao tontolo izao.
Tantaram-pahombiazana Ho An'ny RSF
Niresadresaka fohy niaraka tamin'i Julien Pain ao amin'ny Internet Freedom Desk ao amin'ny Reporters Sans Frontières aho tamin'ity maraina ity. Miasa hanome torolàlana ireo bilaogera sy ireo mpanohitra ao amin'ny aterineto izy........
Dina Mehta Ao Amin'ny Sehatry Ny Bilaogy Indiana
Namoaka lahatsoratra momba ny fipoiran'ny tontolon'ny bilaogy Indiana ho an'ny gazetiboky antserasera Nirantar i Dina Mehta , anthropolojista mamiratra sady bilaogera Indiana .
Tsy Afaka Niditra Tao Amin'ny Fihaonambe Tao Madrid Ny Fampitam-baovao
Mpanao gazety maherin'ny telonjato sy arivo no nasaina hanatrika ny fihaonambe, saingy tsy nisy afaka niditra tao amin'ny efitrano fivoriambe izy ireo ....