Novambra, 2018

Tantara tamin'ny Novambra, 2018

Ao anatin'ny tontolon'ny bilaogy Japoney

  24 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanolotra ny fitantarana mivantana momba ny horohorontany tany avaratr'i Japana ireo bilaogera Japoney . Hoy ny bilaogera Japoney iray: The fridge door swung open, the goldfish bowl fell off the shelf, and it was just a terrible situation inside...

Pakistana: Karatra mandiso fanantenana

  24 Novambra 2018

Noresahana betsaka ny tantaran'ny tsy fahaizana mitantana ireo fanomezana nangonina ho an'ny fanampiana ireo tra-boina ny tondra-drano tany Pakistana. Tsy izay ihany, fa nampametra-panontaniana ihany koa ny fomba fizarana ireo fanampiana sy ny fampiasana ireo vola tamin'ny tanjona hafa.

Ireo bilaogera nanohitra ny fanakorontanan'ny mpandroba tamin'ny 1 Mey

  24 Novambra 2018

(Lahatsoratra tamin'ny mey 2006) Mankalaza ny voalohany Mey isan-taona ny Foiben'ny Vondron'ny Mpiasa (CUT), manerana ny tanàndehibe ao amin'ny firenena. Tao Santiago, nanomboka vao maraina niaraka tamin'ireo mpiasa rehetra ny diabe am-pilaminana tany Alameda, iray amin'ireo làlana lehibe indrindra ao an-drenivohitra. Nandray fitenenana avy eo ny solontena ambonin'ny CUT, Arturo...