Tantara tamin'ny 27 Mey 2017
Avy amin'ny Tontolon'ny Blaogy Jordaniana
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Desambra 2005) ”Fihaonamben'ny Jordan Planet Voalohany tao Amerika Avaratra” avy amin'i Jameed ”Fihaonan'ny Jordaniana Mpitoraka blaogy Tamin'ny Novambra” avy amin'i Roba Al-Assi Koa satria efapolo isan-jaton'ireo Jordaniana mpitoraka...
Shina : Azo Itokisana Ireo Mpampanofa Vatana Raha Ampitahaina Amin'ireo Manampahefana, Araka Ny Fanadihadihana Iray
Ny mpampanofa vatana àry mba mikokotra amin'ny heriny sy ny sainy rehetra hahazo am-pahamarinana ny volany, raha ny hafa kosa mametsy ireo mpiasa manao ny marina.
Singapaoro: Dokotera amin'ny biolojia, bilaogera, sady mpamily fiarakaretsaka
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Aogositra 2009) Mpamily fiarakaretsaka any Singapaoro izy [amin'ny teny anglisy toy ireo rohy rehetra voatanisa], bilaogera, ary manana maripahaizana avy ao amin'ny Oniversiten'i Stanford. Faritan'ireo mpampiasa aterineto...
Navotsotra Ilay Bilaogera Ejypsiana Monem
Nandre ny vaovao momba ny famotsorana an'i Monem miaraka amin'ny ahiahy manoloana ny tsy fahatokisana ny fiarovana Ejyptiana ireo bilaogera Ejiptiana.
Thailandy: Fijery Sy Fandaharana Vaovao Ao Amin'ny Fahitalavi-panjakana
Iray amin'ireo mpamokatra ny fantsona NBT aho. Indray mandeha isan-kerinandro ny fandefasana ny fandaharako. Isaky ny miova ny governemanta, tonga ny governemanta vaovao ary manova ny fandaharam-potoanan'ny NBT, manova fandaharana betsaka.
Meksika: Ny “Kristalin'ny Lasapely Sixtine”
Ahitana kristaly goavam-be fantatra amin'ny anarana hoe "Volana Vato" ny "Lavabato Kristaly" ao an-tanàndehiben'i Naica ao Meksika. Toerana mahafaty ho an'ny fitsidihan'ny olombelona ny lavabato, fa amin'ny alalan'ireo bilaogera amin'ny aterineto kosa no hizarana ny tantara ao ambadiky ity lavabato misitery ity.
Tsy Ho An'ny Toeram-pisakafoanana Fotsiny Intsony ny Maodelin'ny Sakafo Plastika Ao Japana
"Misy tokoa ve ny olona hiteny hoe: "Oay, tena milay, afaka manaingo ny smartfindaiko amin'ny atodi-trondro aho?" Mino aho fa izaho irery no hanao izany."
Polonina: Ampitsikio ny Ankizy! – Mora ny Manao Izany!
Mpilatsaka an-tsitrapo mavitrika hatrany i Tomek sy Weronika na dia mbola tanora tokoa aza izy ireo. Tamin'ny taona 2009, nanomboka ny Dream Mail izy ireo, fanentanana asa fanasoavana izay mampiroborobo ny fanoratana taratasy sy ny karatra paostaly ho an'ireo ankizy marary mafy.
Azerbaijan: Tonga Ao Baku Ny DOTCOM
Tamin'ny alina farany teo, tonga tao Baku, Azerbaijan ireo mpandray anjara Amerikana ao amin'ny Departemantam-panjakana Amerikana izay manohana ara-bola ny tetikasa DOTCOM mba hamory miaraka ireo tanora Armeniana, Amerikana ary Azerbaijani amin'ny famoronana fampitam-baovao manaitra ara-tsosialy.
Ejypta: Manaja ny Jirom-pifamoivoizana
Inona no toetra tokony hananan'ny olona rehefa miampita arabe, raha anisan'izao tontolo izao ny firenen'izy ireo? Bilaogera Ejypsiana Egyptian in the USA, mitondra antsika ny valinteny ao amin'ity dika-teny amin'ny teny Arabo ity