· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Novambra, 2007

Tanzania : Miantso amin'ny finday eo am-piandrasana ny kiraronao ho vita borosy

  11 Novambra 2007

Any Tanzania, raha mbola eo am-piandrasana ireo kiraronao ho vita borosy ianao dia afaka koa miantso amin'ny finday : « The telecommunication leader in Tanzania Vodacom, is leveraging the network of professional shoe shiners dispatched throughout the city. » « Vodacom izay orinasa lehibe indrindra mitrandraka ny telefaonina any Tanzania...

Madagasikara : Diaspora sy ny Fampandrosoana

  09 Novambra 2007

Navitrika dia navitrika ny tontolombolongana Malagasy (blaogasyfera) nijery ny anjara toeran’ny any ampielezana amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara. Lohahevitra efa mahazatra ny tontolombolongana Malagasy sy  eo amin’ny tahirin-kevitra fampandrosoana afrikana moa izy io amin’ny ankapobeny. Hoy Sipakv(Fr) : “Deja a l’epoque, le role de la diaspora se discutait ferme, et le...

Zimbaboe : Ry Mogabe ô, iangaviana re mba mialà amin'izay !

  09 Novambra 2007

Ny blaogy This is Zimbabwe dia mampiseho sarina mpanohitra iray izay mitondra taratasy misy ny soratra mena hoe : « Pliz Mugabe must go now, people are starving » « Ry Mogabe ô, iangaviana re mba mialà amin'izay fa efa tena mosarena ny vahoaka » Ndesanjo Macha

Zimbaboe : Ny aotra no mitroatra na tantara voafintin'ny dolara zimbaboeana

  08 Novambra 2007

Milaza ny namoahana ny lahatsary (ny lahateny sy lahatsoratra ve misy dia tsy hisy ny lahatsary?) DVD vaovao mitondra ny lohateny hoe Hero to Zero [ny aotra no mitroatra]: Tantaran'ny dolara Zimbaboeana voafintina ny bolongan'ny kubatana: “… DVD vaovao, ny aotra no mihoatra, Tantaran'ny dolara Zimbaboeana voafintina dia milaza ny fihintsanan'ny sandambola Zimbaboeana...

Kôngô (RDK) : Fitanterana entana any Kinshasa

  08 Novambra 2007

Ahoana no fomba itanteranao entana raha any Kinshasa ianao? Ny blaogy Congo Girl dia manazava : « People move items around by vehicle a lot of the time, but it's not always an option. If you don't have a truck on hand, you can always rent a guy with a wheelbarrow...

Kenya : Tahirim-bola ‘tsinjo vodiandro merika’ hoan'ny tontolo iainana

  08 Novambra 2007

Mba hiarovana ny fahambangana mety hitranga nohon'ny fihenan'ny fidirambolan'ny fizahantany, ny mpiblaogy Richard Leakey dia manolotra soso-kevitra ny hamoronana tahirim-bola mba ahafahana mitsinjo “vodiandro merika” ny tontolo iainana : « This tourism revenue is both a short term boon and a long term risk. Tourism is notoriously fickle and prone to external threats. For...

Nizeria : Taranja vokarin'ny MIT hampiasain'ny Anjerimanontolo Nizeriana

  08 Novambra 2007

Ny blaogy AfricanLoft dia manoratra mikasika ilay Anjerimanontolo Nizeriana izay mampiasa amin'ny alalan'ny Aterineto, taranja novokarina tany amin'ny Anjerimanontolo Amerikana fata-daza MIT [Massachusetts Institute of Technology] : « The Osun State University, Osogbo [Nigeria], has launched a virtual library and OpenCourseware that will enable its students and faculty members to have access...

Afrika Atsimo : Nivoaka ny endrika Beta-n'ny SynthaSite

  08 Novambra 2007

SynthaSite dia rafi-kajy [software | logiciel] narafitra tany afrika atsimo mba hanamorana ny famoronana vohikala hoan'ireo olona tsy mbola havanana loatra amin'ny lafiny teknika manodidina izany: « The structure of the site is geared more around making it easy for users with no technical (html & css) knowledge to create...