Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Kenya : Tahirim-bola ‘tsinjo vodiandro merika’ hoan'ny tontolo iainana

Mba hiarovana ny fahambangana mety hitranga nohon'ny fihenan'ny fidirambolan'ny fizahantany, ny mpiblaogy Richard Leakey dia manolotra soso-kevitra ny hamoronana tahirim-bola mba ahafahana mitsinjo “vodiandro merika” ny tontolo iainana :

« This tourism revenue is both a short term boon and a long term risk. Tourism is notoriously fickle and prone to external threats. For example, terrorism or disease pandemics. »

« Io fidirambolan'ny fizahantany io dia sady zava-tsoa raha banjinina amin'ny fehim-potoana fohy anefa mety koa ho varavarana ihavian'ny loza [raha miankina be loatra aminy]. Iaraha-mahalala fa ny fizahan-tany dia sady tsy “mena-mivadika” [tsy menatra mivadika] no sady marefo tokoa mihoatra amin'ireo loza manambana azy avy ivelany. Toy ny fampihorohoroana ohatra na ireo areti-mifindra koa. »

Juliana Rotich

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.