· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Novambra, 2007

Afrika : Fomba fandoavam-bola mampiasa feo any Afrika

  14 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Olivier Gabirault dia mitatitra mikasika ny Maâtcard, izay fomba fandoavam-bola vaovao namboarina manokana hanamaivana ny fampiasana azy amin'ireo firenena andalam-pandrosoana toa an'i Afrika : « une carte de paiement acoustique, présentée comme une première mondiale, qui vise en priorité les populations des pays émergents peu dotés en infrastructures bancaires. Baptisée...

Borkina Fasô : Tsy hisy ny kere saingy mbola marefo ireo mpamboly

  14 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Ramata Sore dia mitatitra ny tsy fitovian-kevitra mipetraka amin'ny Governemanta sy ireo mpamboly mikasika ny tahan'orana [pluviométrie] any Borkina Fasô : « Lors d’une conférence de presse, le ministre d'Etat, ministre de l'Agriculture, de l'Hydraulique et des Ressources halieutiques a affirmé que la campagne agricole 2007-2008 serait excédentaire...

Kenya : Mozika haroana asa fampandrosoana ny mpiara-monina

  14 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Helen dia manoratra ao amin'ny blaogy Mshale mikasika antokom-pihira Kenyana Gospel iray manokana : « Gospel Singing Group Milele does more than sing worship praises. They use their international fame as musicians to work on humanitarian projects. » « Ny antokom-pihira Gospel Milele dia manatanteraka mihoatra lavitra nohon'ny...

Kamerona : 25 taona nitondrana

  13 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Dibussi Tande dia mamoavoafy ny 25 taona nitondran'i Paul Biya, filoham-pirenena Kameroney : « When Paul Biya became president on November 6, 1982, he seemed determined to break away from, and put an end to the clientelist policies of the Ahidjo era…» « Fony voafidy ho filoham-pirenena tamin'ny...

Ghana : « Outsourcing » hoan'i Afrika

  13 Novambra 2007

Ny blaogy The Big Change dia mitatitra mikasika an-dRamatoa Estelle Akofio-Sowah mpandraharaha Ghaniana : « The Internet-provider business that she launched in Accra in 2001 has gone on to become one of Africa’s most important “incubators” of new web-based companies in both Ghana and beyond, helping create badly needed jobs...

Sierra Leôna : Mandro ao anaty sô

  13 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Sandra monina any Freetown, dia mitatitra mikasika ny fandroana ao anaty sô fahita any Sierra Leôna : « In my last post, I mentioned having to take a bucket shower. To some this may sound strange. But for most people in Sierra Leone, this is daily routine. »...

Nizeria: Milina azo ampiasana ny karatra Visa hakana vola samirery

  13 Novambra 2007

Ny mpiblaogy David Ajao dia nahita milina fakam-bola samirery azo ampiasana ny karatra Visa : « I was plesantly surprised last night to discover that ATMs that support Visa cards are now available in Nigeria » « Omaly alina aho dia faly sady variana raha nahita fa hay efa misy milina azo ampiasana...

Ghana : Vao mainka miharatsy ireo olana ara-tontolo iainana

  13 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Leanne dia mitatitra mikasika olana tsy mety voavaha sady mampalahelo any Ghana : « You know I love Ghana, and especially Ghanaians, and god knows America is not a world leader in environmental issues, but the problem here is bad and getting worse… » « Hainareo tsara ny fitiavako an'i...

Kôngô (RDK) : Izany no hoe tsy nampoizina

  12 Novambra 2007

Ny blaogy Extra Extra dia mizara ny fomba fijeriny mandritra ny dia mitondra azy niverina any Kôngô : « I’m still reeling from returning to Congo to find Kinshasa flooded (for want of a bookshelf our library was lost), our neighbourhood hit by up to four power-cuts a day (candle...

Afrika : Mpanao gazety tandrefana manandrakandrana an'i Afrika

  12 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Arjen Westra dia mitantara ny diany voalohany tany Tôgô sy Nizeria : « My first visit to Nigeria years ago, I did not get the AK47 roadblocks every 200 meters that people prepared me for. I neglected the advice of friends (who had never been to Africa), asking...