Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2020

Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Jona, 2020

India : Sakafo Indiàna tsara voatra atolotr'ireo sefo ao amin'ny Youtube

Noho ny fizaràna ny fomba fahandrony amin'ny fomba hita maso sy atao antsipirihany, mitombo be ao amin'ny Youtube ny lazan'ireo sefo indiàna mpahandro ao India sy any an-toerana hafa.

Ahoana ny fomba ataon'ny literatiora nentindrazana Nepaley hametraka marika eo amin'ny sehatra erantany?

Ny talen'ny hetsika Global Literature in Libraries Initiatives (GLLI) no manazava ny fomba afaka ataon'ny literatiora nepaley mba hahazoany olona betsaka kokoa.

Miady mafy amin'ny fitadiavana ireo razana niharam-boina ny fianakaviany taorian'ny fianjeran'ny zotram-piaramanidina iraisampirenena iray tany Pakistan

Nangatahana mba hanome ADN hamantarana ireo razana ny fianakavian'ny niharam-boina tamin'ny Zotra PIA PK8303.

Soa ho an'ireo Nepaley mpaka sary ny voahary ny fiverenan'ireo vorona mandritra ny fihibohana noho ny COVID-19

Nitondra tontolo nanome vahana ny vorona ireo herinandro maro nihibohana ka nampihena ny fandotoana sy ny fitrandrahana ataon'ny olona.