· Jolay, 2017

Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Jolay, 2017

Bilaogy Bangla: Famahana Fady Sy Adihevitra

  24 Jolay 2017

Manan-jo hanoratra ny mpanoratra rehetra, sy fahalalahana haneho ny hevtr'izy ireo. Saingy tsy midika izany fahalalahana izany fa afaka manoratra na inona na inona izy ireo. Misy fetrany ny fahalalahana. Mino manokana aho fa lohahevitra afaka hiadian-kevitra ny fivavahana. Saingy tokony hifanaja, marina ny adihevitra ary tsy mandratra ny hafa.