Tantara mikasika ny Azia Atsimo tamin'ny Oktobra, 2011
Pakistana: Sanganehana Tamin'ny Fandraràna ny Google Adsense Ny Bilaogera
Nahasanganehana ireo bilaogera Pakistaney ny fandraràna tao amin'ny kaonty google adsense. Trano mpamokatra boky am-polony no lasibatry ny hetsika mikendry famaizana an'ireo tranokala sy bilaogy hosoka. Niteraka fahatezerana teo amin'ireo bilaogera manerana ny firenena izany — niraiki-tapisaka lalina tamin'ny famaizana natao tsy nisy fampilazana mialoha ny fahatezeran'izy ireo, izay fepetra mahazatra...
Azia Atsimo: Fanehoan-kevitra Momba Ny Fiandohàna Vaovao Any Libia
Taorian'ny nahafatesan'i Muammar Gaddafi dia samy maneho ny heviny ny olona maneran-tany momba ny fanjakàny, ny fomba nahafatesany ary ny fiandohana vaovao antenain'i Libia. Nalaky koa ireo mpitoraka blaogy any Azia atsimo naneho ny heviny.
Andro Iraisam-pirenena Ho An'ny Sakafo: Ny Fiainana Anaty Hanoanana
Araka ny Banky Iraisam-pirenena, manakaiky ny 1 lavitrisa ny olona mandry fotsy maneran-tany, ary hampitombo izany isa izany ny fiakaran'ny vidin-tsakafo. Androany, Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Sakafo, hijery manokana ireny fiankaviana matin-kanoanana ireny isika ary hihaino ny tantarany.
Bhutan: Fampakarambadin'ny Mpanjaka Nanome Mpanjakavavy Ho An'ny Firenena
Nahazo fanomezana avy amin'ny mpanjaka ny fanjakana kiritika Himalayana ao Bhutan - ny Mpanjakavavy vaovao, Ashi Jetsun Pema, 21 taona. Nipoapoaka tokoa tao amin'ny Twitter ny fientanentanan-dry zareo Bhutanese ka hatrany anaty Facebook sy ireo sehatry ny fampahalalam-baovao sosialy isankarazany.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...